Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
601
“Maty noho fahotantsika, araka ny Soratra Masina”
Izany fandaharam-pamonjen’Andriamanitra tamin’ny famelana ho faty ny Mpanompo, ilay Marina izany [435] , dia nambara mialoha ao amin’ny Soratra Masina ho misterin’ny fanavotana manenika an’izao tontolo izao, izany hoe fanavotana izay manafaka …
→
-
602
“Nataon’Andriamanitra ho otantsika Izy”
Vokatr’izany, afaka nandrafitra tamin’ny rijan-teny izao finoana apôstôlika momba ny fandaharam-pamonjen’Andriamanitra izao i Piera : “Navotana ho afaka tamin’ny fitondran-tena adala nentim-paharazana ianareo, tamin’ny ra sarobidin’i Kristy, ilay Zanak’ondry tsy manan-tsiny aman-kilema, …
→
-
603
“Nataon’Andriamanitra ho otantsika Izy”
Tsy nahalala ny fanomezan-tsiny i Jesoa noho ny Tenany mihitsy natao ota [446] . Kanefa tao anatin’ny fitiavam-panavotana izay nampiray Azy lalandava tamin’ny Ray [447] , no nizakany antsika tao Aminy tamin’ny …
→
-
604
Andriamanitra no naneho voalohany ny fitiavam-panavotany ny daholobe
Tamin’ny nanolorany ny Zanany noho ny fahotantsika no nampisehoan’ Andriamanitra, fa ny fandaharany momba antsika dia fandaharam-pitiavana izay mialoha ny fahamendrehana rehetra ahazoantsika valisoa: “Toy izao izany fitiavana izany : tsy isika …
→
-
605
Andriamanitra no naneho voalohany ny fitiavam-panavotany ny daholobe
Tsy manavakavaka io fitiavana io ; nampahatsiahivin’i Jesoa izany raha namarana ny fanoharana momba ilay ondry very Izy hoe : “Toy izany koa, tsy tian’ny Rainareo izay any an-danitra hisy very na …
→
-
606
Fanatitra ho an’ny Ray ny fiainan’i Kristy manontolo
Ilay Zanak’Andriamanitra, nidina avy tany an-danitra tsy hanao ny sitrapony fa ny an’ny Rainy izay naniraka Azy [453] , “tamin’ny nidirany teto amin’izao tontolo izao, dia nilaza hoe : (...) Inty aho …
→
-
607
Fanatitra ho an’ny Ray ny fiainan’i Kristy manontolo
Izany faniriana hiandany amin’ny fandaharan’ny Rainy ombam-pitiavana hanavotra izany no manentana ny fiainan’i Jesoa manontolo [454] , satria ny fijaliam-panavotany no anton’ny Fahatongavany ho nofo : “Raiko ô, vonjeo Aho ho afaka …
→
-
608
“Ilay Zanak’Ondry izay manala ny fahotan’izao tontolo izao”
Rahefa avy nanaiky hanao Batemy an’i Jesoa taorian’ireo mpanota i Joany-Batista [455] , dia nahafantatra sy nanondro Azy ho Zanak’Ondrin’Andriamanitra, izay manala ny fahotan’izao tontolo izao [456] . Nabaribariny tamin’izany fa i …
→
-
609
Miandany an-kalalahana amin’ny fitiavam-panavotan’ny Ray i Jesoa
Tamin’ny fiandanian’i Jesoa tao am-pony maha-olombelona Azy ny fitiavan’ny Ray ny olombelona, no “nitiavany azy ireo hatramin’ny farany” (Jo 13,1) “satria tsy misy manam-pitiavana lehibe kokoa noho ny mahafoy ny ainy ho …
→
-
610
Tamin’ny Sakafo farany i Jesoa no nanolotra mialoha tamin-kalalahana ny ainy
Nasehon’i Jesoa ny fara tampon’ny fanolorany an-kalalahana ny Tenany, teo am-pisakafoana niaraka tamin’ny apôstôly roa ambin’ny folo [463] , “tamin’ ilay alina nanolorana Azy” (1 Kôr 11,23). Ny andro mialoha ny fijaliany, …
→
-
611
Tamin’ny Sakafo farany i Jesoa no nanolotra mialoha tamin-kalalahana ny ainy
Ny Eokaristia izay naoriny tamin’io fotoana io no ho tsangambato fahatsiarovana [465] ny nanolorany ny Tenany ho sorona. Natsofok’i Jesoa tao anatin’ny fanoloran-tenany ny apôstôly ary nangatahiny izy ireo mba hanohy hatrany …
→
-
612
Ny fiadian’aina tao Getsemania
Ny kalisin’ny Fanekem-pihavanana Vaovao, izay natolotr’i Jesoa mialoha tamin’ny Sakafo farany, nanolorany ny Tenany [468] , dia noraisiny teo an-tanan’ny Ray, avy eo, tao Getsemania niadiany aina [469] , ho “fanekeny hatramin’ …
→
-
613
Ny fahafatesan’i Kristy no sorona tokana sady farany
Ny fahafatesan’i Kristy dia sady soron’ny Paka , nahatanteraka ny fanavotana ny olombelona indray mandeha ihany dia ampy [475] , tamin’ny alalan’ ilay Zanak’Ondry izay nizaka ny fahotan’izao tontolo izao [476] , …
→
-
614
Ny fahafatesan’i Kristy no sorona tokana sady farany
Tsy manam-paharoa io soron’i Kristy io, ary manatanteraka sy mihoatra ny sorona rehetra [480] . Fanomezan’Andriamanitra Ray rahateo ihany io sorona io : ny Ray no manolotra ny Zanany mba hampihavana antsika …
→
-
615
Soloan’i Jesoa amin’ny fanekeny ny tsy fanekentsika
”Tahaka ny nahatongavan’ny be sy ny maro ho mpanota noho ny tsy faneken’ny olona iray, no hahatongavan’ny be sy ny maro ho marina kosa noho ny faneken’ny olona iray” (Rôm 5,19). Ny …
→
-
616
Teo amin’ny Hazofijaliana no tanterak’i Jesoa ny soron’ny Tenany
”Ny fitiavana hatramin’ny farany” [487] no manome ny hasin’ny fanavotana sy ny fanoneram-panarenana, ny fanoneram-pandiovana sy ny fanoneram-pihavanana amin’ny soron’i Kristy. Nahalala antsika rehetra Izy ary nitia tao anatin’ny fanolorany ny ainy …
→
-
617
Teo amin’ny Hazofijaliana no tanterak’i Jesoa ny soron’ny Tenany
“Tamin’ny fijaliany masina, teo amin’ny hazon’ny Lakroà, no nanaovany antsika ho mendrika ny fanamarinana”, izany no ampianarin’ny Kônsily tao Trente [489] , amin’ny fanoritana ny toetra tsy manam-paharoa ny soron’i Kristy ho …
→
-
618
Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy
. Ny Hazofijaliana no sorona tokan’i Kristy “hany mpanelanelana amin’ Andriamanitra sy ny olombelona” [492] . Fa satria, ao amin’ny maha-Olona-Andriamanitra tonga Nofo Azy, dia “mova tsy mikambana amin’ny olona rehetra ny …
→
-
619
Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy
“ Maty noho ny fahotantsika i Kristy, araka ny Soratra Masina ” (1 Kôr 15,3).
→
-
620
Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy
Avy amin’ny fitiavan’Andriamanitra antsika mialoha, ny famonjena antsika, satria “ Izy no tia antsika mialoha sy naniraka ny Zanany ho sorom-panavotana antsika noho ny fahotantsika ” (1 Jo 4,10). “ Fa Andriamanitra …
→