Fantaro ny finoana,
miverena amin’ny loharano.
Ny fizarana efatra amin’ny Katesizy
I
Laharana 1–1065
Ny fiekem-pinoana
Izay inoan’ny Fiangonana
II Laharana 1066–1690Ny fankalazana ny mistery kristianina
Ny litorzia sy ny sakramenta
III Laharana 1691–2557Ny fiainana ao amin’i Kristy
Ny fiantsoana sy ny didy
IV Laharana 2558–2865Ny fivavahana kristianina
Ny fiainam-bavaka sy ny Rainay
Vakiteny anio
Laharana 765
Nasian’i Jesoa Tompo rafitra izay haharitra mandra-pahatanteraka manontolo ny Fanjakan’ny lanitra ny ankohonam-piangonany. Ny fifidianana ny Roa ambin’ny folo, izay i Piera no ho filohan’izy ireo, no voalohany amin’izany [164] . Noho izy ireo solontenan’ny foko roa ambin’ny folon’i Israely [165] dia izy ireo no vato fototr’ilay Jerosalema vaovao [166] . Ny …
Tohizo ny famakiana