Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
741
Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
”Ny Fanahy no manohana ny fahalementsika, satria na izay tokony hangatahintsika amin’ny vavaka ataontsika aza tsy fantatsika ; fa ny Tenan’Izy Fanahy ihany no mangataka ho antsika amin’ny fitarainana tsy hay hambara …
→
-
742
Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
“ Ny porofo fa zanaka ianareo, dia ny nanirahan’Andriamanitra ao am-pontsika ny Fanahin’ny Zanany izay miantso hoe : Aba , Ray ! ” (Gal 4,6).
→
-
743
Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
Hatramin’ny fanombohana ka hatramin’ny fahataperan’ny fotoana, rahefa maniraka ny Zanany Andriamanitra, dia maniraka lalandava ny Fanahiny koa : iraisana sy tsy azo sarahina ny fanirahana Azy ireo.
→
-
744
Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
Tamin’ny hafenoan’ny fotoana, no notanterahin’ny Fanahy Masina tao amin’i Maria ny fanomanana rehetra amin’ny fahatongavan’i Kristy ao amin’ny Vahoakan’Andriamanitra. Tamin’ny alalan’ny asan’ny Fanahy Masina tao aminy, no nanomezan’ny Ray ho an’izao tontolo …
→
-
745
Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
Natokana ho Kristy (Mesia) tamin’ny fanosoran’ny Fanahy Masina tao amin’ny Fahatongavany ho Nofo, ny Zanak’Andriamanitra [114] .
→
-
746
Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
Tamin’ny Fahafatesany sy ny Fitsanganany ho velona i Jesoa no nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy ao amin’ny voninahitra [115] . Avy amin’ny Hafenoany no androtsahany ny Fanahy Masina ao amin’ny Apôstôly sy …
→
-
747
Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
Ny Fanahy Masina izay arotsak’i Kristy, Loha, ao amin’ny rantsambatany, no manorina, mamelon’aina ary manamasina ny Fiangonana. Ny Fiangonana no sakramentan’ny firaisan’ny Trinite Masina sy ny olombelona.
→
-
748
“Izaho mino ny Fiangonana Masina katôlika”
“I Kristy no fahazavan’ny firenena rehetra : ny Kônsily masina, mivory ao amin’ny Fanahy Masina izany, dia mirary fatratra, eo am-pitoriana ny Vaovao Mahafalin’ny Evanjely amin’ny voary manontolo, hanapariaka eo amin’ny olombelona …
→
-
749
“Izaho mino ny Fiangonana Masina katôlika”
Ny andalana momba ny Fiangonana dia miankina tanteraka koa amin’ny an’ny Fanahy Masina izay mialoha azy. “Satria, rahefa voaseho fa ny Fanahy Masina no loharano sy mpanome ny fahamasinana manontolo, dia ambaranay …
→
-
750
“Izaho mino ny Fiangonana Masina katôlika”
Ny mino fa ny Fiangonana dia “Masina” sy “Katôlika” ary izy dia “Iray” sy “Apôstôlika” (araka ny nanampian’ny Sembolin’i Nicée-Constantinople izany) dia tsy azo sarahina amin’ny finoana an’Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy …
→
-
751
I. Ny anarana sy ny sary an’ohatra ny Fiangonana
Ny teny hoe “Eglizy (Fiangonana)” [ ekklèsia , avy amin’ny teny grika hoe ek-kalein , “miantso ny any ivelany”], dia midika hoe “fiantsoana hivory”. Teny ilazana ny famoriam-bahoaka [120] , izay ankapobeny …
→
-
752
I. Ny anarana sy ny sary an’ohatra ny Fiangonana
Amin’ny fiteny kristianina, ny teny hoe “Fiangonana” dia ilazana ny fiaraha-miangon’ireo mpino amin’ny litorzia [122] , nefa ilazana koa ny ankohonam-piangonan’ireo mpino eo an-toerana [123] na ny ankohonam-piangonan’ireo mpino manerana ny tany …
→
-
753
Ny fanehoana an’ohatra ny Fiangonana
Ahitantsika sary an’ohatra sy tandindona maro be mifandray amin’izy samy izy, ao amin’ny Soratra Masina, izay amin’ny alalan’ireny ny fanambaràna no miteny ny mistery tovozin-tsy ritra momba ny Fiangonana. Ireo sary an’ohatra …
→
-
754
Ny fanehoana an’ohatra ny Fiangonana
Ny Fiangonana, araka izany, dia valan’ondry , ka i Kristy no vavahady tokana sy tsy maintsy hidirana [128] . Ny Fiangonana koa dia andian’ondry izay Andriamanitra ihany no nanambara mialoha fa Izy …
→
-
755
Ny fanehoana an’ohatra ny Fiangonana
Ny Fiangonana dia tany fambolena , sahan’Andriamanitra (1 Kôr 3,9). Ao amin’io saha io no anirian’ny fototr’oliva tranainy izay ny patriarka no fakany masina ary amin’izany no miseho sy hiseho ny fampihavanana …
→
-
756
Ny fanehoana an’ohatra ny Fiangonana
Matetika ihany koa, ny Fiangonana dia lazaina hoe trano aorin’ Andriamanitra [135] . Izy Tompo ihany no nampitaha ny Tenany tamin’ny vato narian’ny mpanorin-trano fa tonga vato fehizoro (Mt 21,42 // ; …
→
-
757
Ny fanehoana an’ohatra ny Fiangonana
Ny Fiangonana dia mbola antsoina hoe “ilay Jerosalema avy any ambony” sy “renintsika” (Gal 4,26) [142] ; nosoritsoritana fa izy dia toy ny vady madio tsy misy pentina an’ny Zanak’Ondry madio tsy …
→
-
758
II. Fiandohana, fanorenana ary fanirahana ny Fiangonana
Mba hamakafakana lalina ny misterin’ny Fiangonana, dia mety aloha ny mandinika ny fiandohany ao amin’ny fandaharan’ny Trinite Masina Indrindra sy ny fahatanterahany miandalana teo amin’ny tantara.
→
-
759
Fandaharana teraka tao am-pon’ny Ray
“Ny Ray Mandrakizay, tamin’ny alalan’ny fampiasana tanteraka an-kalalahana sy mifono mistery ny fahendreny sy ny hatsarany, dia nahary an’izao tontolon’ny zava-drehetra izao ; nanapa-kevitra Izy ny hanandratra ny olombelona ho amin’ny fiombonana …
→
-
760
Ny Fiangonana – nambara an-tsary mialoha hatramin’ny fiandohan’ izao tontolo izao
“Noarìna izao tontolo izao mba ho an’ny Fiangonana”, hoy ny kristianina tany am-boalohany [146] . Nahary an’izao tontolo izao Andriamanitra mba ho amin’ny fiombonana amin’ny fiainan’Izy Andriamanitra, fiombonana izay tanteraka amin’ny alalan’ny …
→