Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
Laharana 747 amin’ny Katesizy
Ny Fanahy Masina izay arotsak’i Kristy, Loha, ao amin’ny rantsambatany, no manorina, mamelon’aina ary manamasina ny Fiangonana. Ny Fiangonana no sakramentan’ny firaisan’ny Trinite Masina sy ny olombelona.