Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana

Laharana 744 amin’ny Katesizy

Tamin’ny hafenoan’ny fotoana, no notanterahin’ny Fanahy Masina tao amin’i Maria ny fanomanana rehetra amin’ny fahatongavan’i Kristy ao amin’ny Vahoakan’Andriamanitra. Tamin’ny alalan’ny asan’ny Fanahy Masina tao aminy, no nanomezan’ny Ray ho an’izao tontolo izao an’i Emanoela, “Andriamanitra  miaraka amintsika” (Mt 1,23).

Loharano ôfisialy ↗