II. Fiandohana, fanorenana ary fanirahana ny Fiangonana
Laharana 758 amin’ny Katesizy
Mba hamakafakana lalina ny misterin’ny Fiangonana, dia mety aloha ny mandinika ny fiandohany ao amin’ny fandaharan’ny Trinite Masina Indrindra sy ny fahatanterahany miandalana teo amin’ny tantara.