Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2101 Fanomezan-toky sy voady Ny kristianina, amin’ny fisehon-javatra maro, dia voantso hanao fanomezan-toky amin’Andriamanitra. Ny Batemy sy ny Fankaherezana, ny Fanambadiana sy ny Filaharana masina dia misy izany lalandava. Amin’ny fitiavam-bavaka manokana, afaka manome toky an’Andriamanitra …
  2. 2102 Fanomezan-toky sy voady “Ny voady , izany hoe ny fanomezan-toky amin’ny nahim-po sy amin-kalalahana atao amin’Andriamanitra amin’ny tsara azo atao sy tsaratsara kokoa dia tsy maintsy tanterahina amin’ny anaran’ny herim-panahy enti-mivavaka” [15] . Ny voady …
  3. 2103 Fanomezan-toky sy voady Eken’ny Fiangonana ny soatoavina fakan-tahaka amin’ny voady hampiharana ireo torohevitry ny Evanjely [17] : Mifaly ny Fiangonana Renintsika eo am-pahitana fa ao aminy dia betsaka ny lehilahy sy ny vehivavy te-hanara-dia akaikikaiky …
  4. 2104 Adidin’ny fiaraha-monina momba ny fivavahana sy ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana “Ny olombelona rehetra dia tsy maintsy mikatsaka ny fahamarinana, indrindra amin’izay mahakasika an’Andriamanitra sy ny Fiangonany ; ary rahefa mahafantatra izany izy ireo, dia hisafidy izany ka tsy hivadika aminy” [20] . …
  5. 2105 Adidin’ny fiaraha-monina momba ny fivavahana sy ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana Ny adidy amin’ny fanompoana marina an’Andriamanitra dia mahakasika ny olombelona amin’ny tenany manokana sy ao anatin’ny fiaraha-monina. Izany no “fitambaram-pampianarana katôlika nampitain’ny lovantsofina, momba ny adidy ara-môraly ho efain’ny olona sy ny …
  6. 2106 Adidin’ny fiaraha-monina momba ny fivavahana sy ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana “Raha ny amin’ny fivavahana, na iza na iza tsy azo terena hanao asa amam-pihetsika manohitra ny kônsiansiny, na sakanana tsy hiasa, ao anatin’ny fetra ara-drariny, hanaraka ny kônsiansiny amin’ny fiainana manokana na …
  7. 2107 Adidin’ny fiaraha-monina momba ny fivavahana sy ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana “Raha toa misy anton-javatra manokana miseho eo amin’ny vahoaka, ka nahazo fankatoavana manokana ara-panjakana,tamin’ny alalan’ny didim-pitsaràna eo an-toerana, ny fiorenan’ny antokom-pinoana iray, dia ilaina indrindra amin’ izay fotoana izay, ho an’ny olom-pirenena …
  8. 2108 Adidin’ny fiaraha-monina momba ny fivavahana sy ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana Ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana dia tsy hoe fahazoan-dalana ara-môraly hanaraka hevi-diso [32] , na zo hamorona hevi-diso [33] , fa zo voa-Janahary maha-olona ny olona ho amin’ny fahafahan’olon-tsotra, izany hoe ho …
  9. 2109 Adidin’ny fiaraha-monina momba ny fivavahana sy ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana Azo asiana fetra ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana [35] , saingy tsy ferana amin’ny “didim-panjakana” novolavolaina tamin’ny fandinihana ara-java-misy fotsiny na ara-javaboary fotsiny [36] . Ny “fetra ara-drariny” izay tsy misaraka aminy …
  10. 2110 III. “Tsy hanana andriamanitra hafa eo anatrehako ianao” Ny didy voalohany dia mandrara ny fanajana andriamanitra hafa afa-tsy ny Tompo Tokana izay nanambara ny Tenany tamin’ny vahoakany. Mandrara ny finoanoam-poana sy ny faniratsiram-pivavahana izy. Ny finoanoam-poana dia mampiseho amin’ny fomba …
  11. 2111 Ny finoanoam-poana Ny finoanoam-poana dia fivaonan’ny fiheverana momba ny fivavahana sy ny fahazotoa-mivavaka didiany hatao. Mety hahavoa koa ny fanompoam-pivavahana ataontsika amin’ilay Andriamanitra marina izany, ohatra, rahefa heverin’ny olona ho toy ny hery mazika …
  12. 2112 Ny fanompoan-tsampy Melohin’ny didy voalohany ny finoana an’andriamanitra maro . Takìny mba tsy hino andriamanitra hafa afa-tsy Andriamanitra ny olona, mba tsy hanasina andriamanitra tsy izy hafa afa-tsy ilay Tokana. Ny Soratra Masina dia …
  13. 2113 Ny fanompoan-tsampy Tsy mikasika fotsiny ny fanompoam-pivavahana diso ataon’ny mpanompo sampy ny fanompoan-tsampy. Mijanona ho fakam-panahy lalandava amin’ ny finoana izy. Mifototra amin’ny fanaovana ho Andriamanitra an’izay tsy Andriamanitra izy. Misy ny fanompoan-tsampy manomboka …
  14. 2114 Ny fanompoan-tsampy Mikambana amin’ny fitsaohana an’ilay Tokana ny fiainan’ny olombelona. Ny didy mba hitsaoka ny Tompo tokana dia mahatsotra ny olona sy miaro azy amin’ny fiparitahana tsy misy farany. Faharatsiana manimba ny filan’ ny …
  15. 2115 Sikidy amam-panandroana sy mazia Afaka manambara ny hoavy amin’ny mpaminaniny na amin’ny olomasina hafa Andriamanitra. Kanefa ny toetra kristianina marina dia ny mametraka ny fitokiana ny ho avy eo ambany Fitahian’ Andriamanitra, ka miala amin’ ny …
  16. 2116 Sikidy amam-panandroana sy mazia Tsy azo ekena avokoa ny sikidy amam-panandroana sy izay fomba rehetra miendrika izany : fangataham-bonjy amin’i Satàna na amin’ireo demony, fiantsoana ny maty na ireo fomba amam-pihetsika hafa misandoka ho “mahalala” ny …
  17. 2117 Sikidy amam-panandroana sy mazia Ny fomba amam-pihetsika rehetra fanaovana mazia na famosaviana , izay amin’ny alalan’ireny no hihamboan’ny olona hamolahany ny hery miafina mba hampiasany azy ireny sy hahazoany fahefana mihoatra ny herin’ olombelona eo amin’ny …
  18. 2118 Ny faniratsiram-pivavahana Manameloka ny fahotana fototry ny faniratsiram-pivavahana ny didy voalohany : ny fakàna fanahy an’Andriamanitra, amin’ny teny na amin’ny atao, ny sakrilezy ary ny simônia.
  19. 2119 Ny faniratsiram-pivavahana Ny fakàna fanahy an’Andriamanitra, dia ny fitsapan-toetra ny hatsaram-pony sy ny maha-Mahefa ny zavatra rehetra Azy, amin’ny teny na amin’ ny atao. Tahaka izany no nirìn’i Satàna ho azo avy amin’i Jesoa …
  20. 2120 Ny faniratsiram-pivavahana Ny sakrilezy dia ny mametaveta na ny mandray tsy amim-pahamendrehana ny sakramenta sy ny asa litorzika hafa rehetra, tahaka izany koa ny olona, ny zavatra ary ny toerana natokana ho an’ Andriamanitra. …