Ny faniratsiram-pivavahana

Laharana 2118 amin’ny Katesizy

Manameloka ny fahotana fototry ny faniratsiram-pivavahana ny didy voalohany : ny fakàna fanahy an’Andriamanitra, amin’ny teny na amin’ny atao, ny sakrilezy ary ny simônia.

Loharano ôfisialy ↗