Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2451
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ny didy fahafito dia mandidy hanao ny fahamarinana sy ny fitiava-namana eo amin’ny fitantanana ny haren’ny tany sy ny vokatry ny asan’ny olombelona.
→
-
2452
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Natao ho an’ny taranak’olombelona rehetra ny soa aman-karena amin’ny zavaboary. Tsy manafoana ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana, ny zo hanam-pananana manokana.
→
-
2453
VI. Ny fitiavana ny mahantra
.Ny didy fahafito dia mandrara ny halatra. Fakana an-keriny ny fananan’ ny hafa, tsy araka ny sitrapo marina heverin’ny tompony, ny halatra.
→
-
2454
VI. Ny fitiavana ny mahantra
.Mifanohitra amin’ny didy fahafito ny fomba rehetra akàna sy ampiasana tsy an-drariny ny fananan’ny hafa. Ny tsy fahamarinana natao dia mitaky fanonerana. Ny fahamarinana ara-pifanakalozana dia mitaky ny famerenana amin’ny tompony ny …
→
-
2455
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Raràn’ny lalàna môraly ny asa rehetra izay mitarika hanandevo olona, hividy azy ireo, hivarotra azy ireo ary hanakalo azy ireo ho toy ny entam-barotra, noho ny toetra matimatim-bola na mpanao bodo ngerona.
→
-
2456
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ny fahefana hanjaka nomen’ny Mpahary amin’ny harena an-kibon’ny tany, harena avy amin’ny zavamaniry, harena avy amin’ny biby manerana an’izao tontolo izao, dia tsy azo sarahina amin’ny fanajana ny fepetra ara-môraly, tafiditra amin’izany …
→
-
2457
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ny biby dia nankinina amin’ny fiandraiketam-pitantanan’ny olombelona, izay tokony haneho fitiavana sy fahalemem-panahy amin’izy ireny. Afaka manampy amin’ny fanomezana fahafaham-po amin’izay ilain’ny olombelona ny biby.
→
-
2458
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Maneho ny heviny momba ny fiharian-karena sy ny fiaraha-monina ny Fiangonana rahefa mitaky izany ny zo fototra maha-olona na ny famonjena ny olona. Miahy ireo soa iombonan’ny olona amin’izao fiainana eto an-tany …
→
-
2459
VI. Ny fitiavana ny mahantra
.Ny tenan’ny olombelona ihany no mpanao, foibe ary tanjon’ny fiainana rehetra ara-piharian-karena sy ara-piaraha-monina. Izao no vaholana tena izy momba ny fiaraha-monina : ny haren’ny zavaboary nataon’ Andriamanitra ho an’ny rehetra, raha …
→
-
2460
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ny fototry ny hasarobidin’ny asa dia ny tenan’ny olombelona ihany, fa izy no mpanao sy iantefany. Amin’ny asany ny olombelona no mandray anjara amin’ny tsanganasa fahariana. Raha ampiraisina amin’i Kristy ny asa, …
→
-
2461
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ny fampivoarana tena izy, dia izay mahakasika ny olona manontolo. Atao izay hampitombo ny herim-pahazoan’ny isam-batan’olona mamaly ny fiantsoana azy, dia ny antson’Andriamanitra izany [66] .
→
-
2462
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ny asa fiantrana atao amin’ny mahantra dia vavolombelon’ny fifankatiavana toy ny mpiray tam-po : fampiharana ny fahamarinana izay ankasitrahan’Andriamanitra rahateo izany.
→
-
2463
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ao amin’ireo olona tsy tambo isaina tsy manan-kanin-kohanina, tsy manan-kialofana, tsy manam-ponenana, ahoana no tsy ahatsiahivana an’i Lazara, ilay mpangataka mitofezaky ny hanoanana voalazan’ny fanoharana [67] ? Ahoana no tsy ahenoina an’i …
→
-
2464
Ny didy fahavalo
Raràn’ny didy fahavalo ny manova ho diso ny marina eo amin’ny fifandraisana amin’ny hafa. Io didy ara-môraly io no mahatonga ny fiantsoana ny vahoaka masina ho vavolombelon’ilay Andriamaniny izay marina sy tia …
→
-
2465
I. Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana
Manamarina izany ny Testamenta Taloha : Loharanon’ny fahamarinana rehetra Andriamanitra . Fahamarinana ny Teniny [68] . Fahamarinana ny Lalànany [69] . “Maharitra amin’ny taona rehetra mifandimby ny fahamarinany” (Sal 119,90) [70] . …
→
-
2466
I. Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana
Ao amin’i Jesoa-Kristy no miseho manontolo ny fahamarinan’ Andriamanitra. Noho i Jesoa-Kristy “feno fahasoavana sy fahamarinana” (Jo 1,14), dia Izy no “fahazavan’izao tontolo izao” (Jo 8,12), Izy no Fahamarinana [72] . Na …
→
-
2467
I. Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana
Toetra voa-Janahary no mahatonga ny olombelona mandeha amin’ny fahamarinana. Adidiny ny manaja izany sy ny manaporofo izany : “Noho ny fahamendrehan’ny olombelona rehetra, amin’ny maha-olona azy ireo (…) dia teren’ny toetran’izy ireo …
→
-
2468
I. Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana
Ny fahamarinana, amin’ny maha-fahitsian’ny asa amam-pihetsika sy ny tenin’olombelona azy, dia antsoina hoe firaiketana amin’ny marina , hitsin-toetra na hitsim-po. Ny hoe fahamarinana na firaiketana amin’ny marina dia herim-panahy izay mampiseho fa …
→
-
2469
I. Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana
“Tsy ho afa-miaina miaraka ny olombelona, raha tsy misy ny fifampitokiana , izany hoe raha tsy mifampilaza ny marina izy ireo” [78] . Ny herim-panahy fahamarinana no mamerina ara-drariny amin’ny hafa izay …
→
-
2470
I. Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana
Manaiky “hivelona amin’ny fahamarinana” ny mpianatr’i Kristy, izany hoe amin’ny fahatsoram-piainana mifanaraka amin’ny ohatra nomen’ny Tompo sy mitoetra ao anatin’ny fahamarinany. “Raha milaza fa manana fiombonana Aminy isika, nefa mandeha amin’ny maizina, …
→