VI. Ny fitiavana ny mahantra

Laharana 2452 amin’ny Katesizy

Natao ho an’ny taranak’olombelona rehetra ny soa aman-karena amin’ny zavaboary. Tsy manafoana ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana, ny zo hanam-pananana manokana.

Loharano ôfisialy ↗