VI. Ny fitiavana ny mahantra

Laharana 2451 amin’ny Katesizy

Ny didy fahafito dia mandidy hanao ny fahamarinana sy ny fitiava-namana eo amin’ny fitantanana ny haren’ny tany sy ny vokatry ny asan’ny olombelona.

Loharano ôfisialy ↗