VI. Ny fitiavana ny mahantra
Laharana 2461 amin’ny Katesizy
Ny fampivoarana tena izy, dia izay mahakasika ny olona manontolo. Atao izay hampitombo ny herim-pahazoan’ny isam-batan’olona mamaly ny fiantsoana azy, dia ny antson’Andriamanitra izany[66].