Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2431
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Ny andraikitry ny Fanjakana . “Ny raharaham-piharian-karena, indrindra ny fifanakalozana ara-barotra, dia tsy afaka hivelatra ao anatin’ny fahabangana amin’ny lalàna sy fitsaràna ary fitondrana. Takìn’izany ny hahamafy orina ny fiantohana ny fahafahan’ny …
→
-
2432
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Ireo tompon’andraikitra ny orinasa no mampiseho eo anatrehan’ny fiaraha-monina ny andraikiny ara-toe-karena sy ara-tontolo iainana amin’ ny vokatry ny asan’izy ireo [33] . Tsy maintsy mandinika ny soa hoan’ny olona izy ireo …
→
-
2433
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Ny fananana anton’asa sy antom-pivelomana dia tokony hisokatra ho an’ ny rehetra tsy asiana fanavakavahana tsy ara-drariny, lehilahy sy vehivavy, tomady sy kilemaina, tompon-tany sy vahiny [34] . Arakaraka ny toe-java- miseho, …
→
-
2434
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Ny karama ara-drariny no vokatry ny asa ara-dalàna. Ny mandà izany na ny mitana izany dia mety ho anisan’ny tsy fahamarinana lehibe [36] . Mba hanombanana ny karama marina, tsy maintsy heverina …
→
-
2435
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Rariny sy hitsiny ara-pitsipi-pitondran-tena ny fitokonana raha toa ka io no fangataham-bonjy tsy azo ialana, raha tsy hoe ilaina mihitsy aza, ho amin’ny tombon-tsoa mifandanja. Manjary tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izy rahefa …
→
-
2436
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Tsy rariny ny tsy mandoa ny latsakemboka naraikitry ny manam-pahefana ara-dalàna haloa amin’ny sampan-draharaha misahana ny fanampiana ara-tsôsialy. Ny fanesorana amin’ny asa noho ny tsy fisian’asa dia saika mandrakariva, ho an’izay iharan’izany, …
→
-
2437
V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena
Eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny tsy fitovian’ny loharanon-karena sy ny fitaovam-pihariana dia mampisy “hantsana” marina tokoa eo amin’ ny samy firenena [39] . Etsy an-daniny, misy ireo manam-be sy manitatra ny fomba …
→
-
2438
V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena
Ankehitriny, antony maro samihafa ara-pivavahana, ara-pôlitika, ara-piharian-karena ary ara-bola, no mahatonga “ny olana ara-piaraha-monina mahahenika ny tany tontolo” [40] . Koa ilaina ny firaisan-kina eo amin’ny samy firenena izay efa manana pôlitika …
→
-
2439
V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena
Ireo firenena manankarena dia manana andraikitra lehibe ara-môraly amin’ireo izay tsy afaka miantoka, raha amin’ny herin’ny tenan’izy ireo ihany, ny fitaovana hampandroso azy ireo, na voasakan’ny toe-javatra mahatsiravina teo amin’ny tantara. Adidim-piraisan-kina …
→
-
2440
V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena
Ny fanampiana mivantana no anisan’ny valy sahaza ny filana eo no ho eo avy hatrany, tsy araka ny fanao mahazatra, ohatra, vokatry ny loza voa-Janahary, ny valanaretina, sns.. Kanefa tsy ampy izany …
→
-
2441
V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena
Ny mampitombo ny fahalalana an’Andriamanitra sy ny fahalalana ny tena ihany no tena fototr’izay rehetra fampandrosoana feno ny fitambaran’ny olombelona rehetra . Io fampandrosoana io no mampitombo ireo harena ara-pitaovana sy ny …
→
-
2442
V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena
Tsy anjaran’ny mpitondra Fiangonana ny mirotsaka mivantana amin’ny fananganana fitondram-panjakana sy amin’ny fandaminana ny fiainam-piaraha-monina. Anjara lahasa amin’ny fiantsoana ny mpino lahika izany, amin’ny fampiasany ny toe-tsaina manombo-javatra avy aminy, iarahany amin’ny …
→
-
2443
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Midera ireo izay manampy ny mahantra Andriamanitra ary manome tsiny ireo izay mihodina tsy hanao izany : “Omeo izay mangataka aminao ; aza omena lamosina izay te hisambotra aminao” (Mt 5,42). “Nahazo …
→
-
2444
VI. Ny fitiavana ny mahantra
“Anisan’ny lovam-panahy tsy miova ny fitiavan’ny Fiangonana ny mahantra (…)” [50] . Avy amin’ny Evanjelin’ny hasambarana [51] , avy amin’ny fahantran’i Jesoa [52] ary avy amin’ny fikarakarany ny mahantra no nanovozana an’izany …
→
-
2445
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Tsy afa-miaraka amin’ny fitiavan-karena tafahoatra na fampiasana azy ireny amin’ny fitiavan-tena tafahoatra, ny fitiavana ny mahantra : Anareo mpanankarena kosa indray izao ! Mitomanìa ianareo, migogogogoa amin’ny loza izay hidona aminareo. Ny …
→
-
2446
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Nampahatsiaro mafy izany i Md Jean Chrysostome : “Ny tsy mampandray anjara ny mahantra amin’ny fananany manokana, dia mangalatra amin’izy ireo sy manala amin’izy ireo ny aina. Tsy ny fananantsika no tazonintsika …
→
-
2447
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Ny tsanganasa fiantrana dia asa fitiava-namana izay amin’izany isika no manampy ny namantsika amin’ny zavatra ilainy ara-batana sy ara-panahy [58] . Ny mampianatra, ny manoro hevitra, ny mampionona, ny mampahery, dia tsanganasa …
→
-
2448
VI. Ny fitiavana ny mahantra
“Amin’ireo endrim-pahoriana maro be : tsy fananana fitaovana, fampahoriana tsy an-drariny, kilema ara-batana sy ara-tsaina, ary farany ny fahafatesana, dia ny fahantran’ny olombelona no famantarana miharihary ny toetram-pahosana hatrany am-bohoka izay ao …
→
-
2449
VI. Ny fitiavana ny mahantra
Nanomboka tamin’ny Testamenta Taloha, ny karazana famerana rehetra momba ny lalàna (taonan’ny famelan-keloka, fandraràna ny fampisamborana misy zana-bola sy ny fitanana ny antoka, ny didy fandoavana ny ampahafolom-pananana, ny fanefana isan’andro ny …
→
-
2450
VI. Ny fitiavana ny mahantra
“ Tsy hangalatra ianao” (Det 5,19). “Tsy handova ny Fanjakan’ Andriamanitra, na ny mpangalatra, na ny kahihitra (…), na ny mpanao an-keriny ” (1 Kôr 6,10).
→