Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1501
Ny aretina eo amin’ny fiainan’olombelona.
Mety hitondra amin’ny tebiteby mafy, amin’ny fiforetana ao amin’ny tena ihany, indraindray aza amin’ny famoizam-po sy amin’ny fikomiana amin’ Andriamanitra ny aretina. Mety koa hahatonga ny olona ho matomatotra kokoa ny aretina, …
→
-
1502
Ny marary eo anoloan’Andriamanitra
Niaina ny aretina teo anatrehan’Andriamanitra ny olon’ny Testamenta Taloha. Eo anoloan’Andriamanitra no atosany ny fitarainany noho ny aretina [97] , ary Aminy, ilay Tompon’ny fiainana sy ny fahafatesana no italahoany ny fahasitranana …
→
-
1503
I Kristy-mpitsabo
Ny fangorahan’i Kristy ny marary sy ny fanasitranany ny rofy maro isan-karazany [103] no famantarana mampitolagaga ny amin’ny “namangian’ Andriamanitra ny vahoakany” (Lk 7,16) ary efa akaiky tokoa ny Fanjakan’ Andriamanitra. Tsy …
→
-
1504
I Kristy-mpitsabo
Matetika i Jesoa no mangataka amin’ireo marary mba hino [106] . Mampiasa famantarana Izy mba hanasitranana : rora sy fametrahan-tanana [107] , fotaka sy fanasana [108] . Mitady hanendry Azy ny marary …
→
-
1505
I Kristy-mpitsabo
Tohina noho ny fijaliana maro i Kristy, ka tsy nanaiky fotsiny hokasihin’ ny marary, fa noraisiny ho Azy ny fahorian’izy ireo : “Naka ny rofintsika Izy sy nitondra ny aretintsika” (Mt 8,17) …
→
-
1506
“Sitrano ny marary…”
Asain’i Kristy hanaraka Azy ny mpianany amin’ny fitondran’izy ireo ny Hazofijalian’izy ireo [112] . Amin’ny fanarahana Azy, nahazo fijery vaovao momba ny aretina sy ny marary izy ireo. Nampiraisin’i Jesoa tamin’ny fiainany …
→
-
1507
“Sitrano ny marary…”
Havaozin’ny Tompo nitsangan-ko velona izany fanirahana izany (“Amin’ ny anarako” […] hametra-tanana amin’ny marary izy ireo, dia ho sitrana ireny” : Mk 16,17-18) ary hamafisiny izany amin’ny alalan’ny famantarana izay tanterahin’ny Fiangonana …
→
-
1508
“Sitrano ny marary…”
Omen’ny Fanahy Masina amin’ny olona sasany ny fanomezam-pahasoavana manokana hanasitrana [115] , mba hanehoana ny herin’ny fahasoavan’Ilay nitsangan-ko velona. Na dia ny vavaka mafy indrindra aza anefa tsy voatery hahazoana ny fanasitranana …
→
-
1509
“Sitrano ny marary…”
“Sitrano ny marary ! ” (Mt 10,8). Noraisin’ny Fiangonana tamin’ny Tompo io fiadidiana io, ary ezahiny tanterahina, na amin’ny alalan’ny fitsaboana ataony amin’ny marary, na amin’ny alalan’ny vavaka fitalahoana izay anotronany azy …
→
-
1510
“Sitrano ny marary…”
Kanefa, fantatry ny Fiangonana apôstôlika fa nisy ny fombam-pivavahana manokana ho an’ny marary, izay noporofoin’i Md Jakôba : “Misy marary ve ao aminareo ? Aoka izy hampiantso ny Pretran’ny Fiangonana ary aoka …
→
-
1511
Ny sakramentan’ny marary
Mino sy miaiky ny Fiangonana fa amin’ireo sakramenta fito, misy sakramenta natokana indrindra hankaherezana ireo izay sedrain’ny aretina : ny fanosorana ny marary : Ity fanosorana masina ny marary ity dia naorin’i …
→
-
1512
Ny sakramentan’ny marary
Amin’ny lovam-panahy litorzika, na any amin’ny Tatsinanana izany na any amin’ny Tandrefana, dia ananana hatramin’ny fahagola ny filazan’ny vavolombelona momba ny fanosorana ny marary notanterahina tamin’ny diloilo voahasina. Nandritra ny taonjato nifandimby, …
→
-
1513
Ny sakramentan’ny marary
Ny lalàm-panorenana apôstôlika hoe : “Sacram unctionem infirmorum” (“Fanosorana masina ny marary”) tamin’ny 30 nôvambra 1972, taorian’ny Kônsilin’i Vatikana faharoa [122] , dia nandraikitra, hatramin’ izao, ao amin’ny fombam-pivavahana rômanina, fa tanterahina …
→
-
1514
Raha misy marary mafy …
Ny fanosorana ny marary “dia tsy sakramentan’ireo izay efa ambavahoanan’ny fahafatesana ihany. Koa ny fotoana mety handraisana izany, dia tonga tokoa rahefa manomboka ho tandindomin-dozan’ny fahafatesana ny mpino noho ny aretina avy …
→
-
1515
Raha misy marary mafy …
Raha mahazo fahasitranana ny marary iray izay nandray ny fanosorana, azony atao ny mandray indray ity sakramenta ity, raha toa ka voan’ny aretina mafy indray. Mandritra io aretina iray io ihany, azo …
→
-
1516
“…aoka izy hampiantso ny Pretran’ny Fiangonana”
Ny mpisorona ihany (Eveka sy Pretra) no mpandraharaha masina ny fanosorana ny marary [125] . Adidin’ny mpiandry ondry ny mampahalala ny mpino ny voka-tsoa azo amin’ity sakramenta ity. Aoka ny mpino handrisika …
→
-
1517
III. Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ?
Toy ny sakramenta rehetra, ny fanosorana ny marary dia fankalazana litorzika sy iombonana [126] , na ao an-tokantrano, na ao amin’ny hôpitaly na ao am-piangonana, no anaovana izany, ho an’ny marary iray …
→
-
1518
III. Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ?
Mirafitra ho iray tsy azo sarahina ny teny sy ny sakramenta. Ny litorzian’ ny Teny, ialohavan’ny asa fivalozana, no manokatra ny fankalazana. Ny tenin’i Kristy sy ny teny vavolombelon’ny apôstôly, no mamohafoha …
→
-
1519
III. Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ?
Ireto singafototra manaraka ireto no voalohany indrindra iompanan’ny fankalazana ity sakramenta ity : mametra-tanana – amim-panginana – amin’ilay marary ny Pretran’ny Fiangonana [127] ; mivavaka eo amin’ilay marary izy, amin’ny finoan’ny Fiangonana …
→
-
1520
IV. Ny vokatry ny fankalazana amin’ity sakramenta ity
Fanomezana manokana avy amin’ny Fanahy Masina . Ny fahasoavana voalohany amin’ity sakramenta ity dia fahasoavam-piononana, fiadanana ary herim-po mba handresena ny fahasahiranana mifanandrify amin’ny toetr’aretina mafy atahorana na ny faharefom-pahanterana. Izany fahasoavana …
→