Ny sakramentan’ny marary

Laharana 1511 amin’ny Katesizy

Mino sy miaiky ny Fiangonana fa amin’ireo sakramenta fito, misy sakramenta natokana indrindra hankaherezana ireo izay sedrain’ny aretina : ny fanosorana ny marary :

Ity fanosorana masina ny marary ity dia naorin’i Kristy Tompontsika ho sakramentan’ny Testamenta Vaovao, nolazaina marina sy araka ny tena izy, nasisik’i Md Marka[119], nefa nohafatrafarana ho ataon’ny mpino ary nampiharin’i Jakôba apôstôly sy rahalahin’ny Tompo[120].

Loharano ôfisialy ↗