Raha misy marary mafy …
Laharana 1514 amin’ny Katesizy
Ny fanosorana ny marary “dia tsy sakramentan’ireo izay efa ambavahoanan’ny fahafatesana ihany. Koa ny fotoana mety handraisana izany, dia tonga tokoa rahefa manomboka ho tandindomin-dozan’ny fahafatesana ny mpino noho ny aretina avy amin’ny fahosam-batana na ny fahanterana”[124].