Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
961
II. Ny fiombonan’ny Fiangonan’ny lanitra sy ny tany
Io fombam-piteny io dia manondro koa ny fiombonan’ireo “ olona masina ” (sancti) ao amin’i Kristy izay “ maty ho an’ny olona rehetra ” , hany ka izay ataon’ny tsirairay na iaretany …
→
-
962
II. Ny fiombonan’ny Fiangonan’ny lanitra sy ny tany
“ Inoantsika ny fiombonan’ny mpino rehetra an’i Kristy, dia ireo izay mpivahiny eto an-tany, ireo nodimandry izay manapitra ny fidiovany, ireo olontsambatra any an-danitra, ka ireo rehetra ireo mitambatra no mamorona ny …
→
-
963
Paragrafy 6 . I Maria – Renin’i Kristy, Renin’ny Fiangonana
Rahefa voaresaka ny anjara asan’i Maria Virjiny ao amin’ny misterin’i Kristy sy ny Fanahy, dia mety amin’izay ny mandinika ny toerany ao amin’ny misterin’ny Fiangonana. “Araka izany, i Maria Virjiny (…) dia …
→
-
964
Miray fiainana tanteraka amin’ny Zanany…
Ny anjara asan’i Maria amin’ny Fiangonana dia tsy azo sarahina amin’ny firaisam-piainany amin’i Kristy, avy aminy mivantana izany. “Io firaisam-piainan’i Maria amin’ny Zanany ao amin’ny tsanganasam-pamonjena io dia niharihary nanomboka tamin’ny fotoana …
→
-
965
Miray fiainana tanteraka amin’ny Zanany…
Taorian’ny Fiakaran’ny Zanany any an-danitra, i Maria dia “nanotrona tamin’ny fivavahany ny Fiangonana vao teraka” [520] . Nivory niaraka tamin’ny apôstôly sy vehivavy sasantsasany, “dia hita i Maria niantso koa tamin’ny fivavahany …
→
-
966
… ary koa tamin’ny Fampiakarana azy any an-danitra.
“Farany, ilay Virjiny madio tsy voakasi-pahotana, narovan’Andriamanitra mialoha tsy ho voan’ny fahotana tamin’ny fototra mihitsy, nony tapitra ny fiainany teto an-tany, dia nakarina vatana sy fanahy any amin’ny voninahitry ny lanitra, ary …
→
-
967
… izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana.
Noho ny firaiketany tanteraka amin’ny sitrapon’ny Ray, amin’ny tsanganasam-panavotan’ny Zanany, amin’ny fanentanana manontolo ny Fanahy Masina, i Maria Virjiny ho an’ny Fiangonana no môdely amin’ny finoana sy ny fitiavana. Amin’izany, izy no …
→
-
968
… izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana.
Kanefa ny anjara asany raha oharina amin’ny Fiangonana sy amin’ny olombelona manontolo, dia mbola lasa lavidavitra kokoa. “Izy no nitondra teo amin’ny tsanganasan’ny Mpamonjy, ny fiaraha-miasa tanteraka tsy manan-tsahala, tamin’ny alalan’ny fanekeny, …
→
-
969
… izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana.
“Izany maha-reny an’i Maria ao anatin’ny fitantanam-pahasoavana izany, nanomboka tamin’ny fankatoavana izay nasehony tamin’ny alalan’ny finoany, ny andron’ny Filazana, ary mbola notanany tao anatin’ny herim-po teo am-pototry ny Hazofijaliana, dia mitohy tsy …
→
-
970
… izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana.
“Ny anjara asa maha-Reny an’iMaria eo anatrehan’ny olombelona anefa, tsy manakona ary tsy mampihena kely akory ny maha-mpanelanelana tokana an’i Kristy: vao mainka aza mampiseho ny heriny izany. Satria ny fihatran’ny hery …
→
-
971
II. Ny fanajana am-bavaka an’i Virjiny Masin a
“ Antsoin’ny taranaka rehetra hoe sambatra aho ” (Lk 1,48) : “Ny fitiavan-kanaja am-bavaka ataon’ny Fiangonana amin’ny Virjiny Masina, dia tafiditra ao anatin’ny fanompoam-pivavahana kristianina” [530] . Ny Virjiny Masina dia “omen’ny …
→
-
972
III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any
Rahefa avy niresaka ny amin’ny Fiangonana, ny amin’ny fiandohany, ny amin’ny fanirahana azy ary ny amin’ny anjara fiafarany, dia tsy ho haintsika ny tsy hamarana metimety kokoa raha tsy manopy maso any …
→
-
973
III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any
Teo am-panononana ny “Aoka anie ho tanteraka amiko” tamin’ny Filazana sy teo am-panolorana ny fanekeny ny misterin’ny Fahatongavana ho Nofo i Maria dia efa niara-niasa sahady tamin’ny tsanganasa manontolo izay tsy maintsy …
→
-
974
III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any
I Maria Virjiny Masina Indrindra, nony tapitra ny androm-piainany teto an-tany, dia nakarina vatana sy fanahy ao amin’ny voninahitra any an-danitra, izay any Izy no efa mandray anjara sahady amin’ny voninahitry ny …
→
-
975
III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any
“ Mino isika fa ny Reny Masin’Andriamanitra Indrindra, Eva vaovao, Renin’ny Fiangonana, dia manohy any an-danitra ny anjara asa maha-Reny azy eo anatrehan’ny rantsambatan’i Kristy ” [536] .
→
-
976
“ Izaho mino ny famelana ny fahotana ”
Mampifamatotra ny finoana ny famelana ny fahotana amin’ny finoana ny Fanahy Masina ny Sembolin’ny apôstôly, ary koa amin’ny finoana ny Fiangonana sy amin’ny fiombonan’ny olomasina. Tamin’ny nanomezany ny Fanahy Masina ny apôstôliny …
→
-
977
I. Batemy tokana ho amin’ny famelana ny fahotana
Ny Tompontsika dia mampifamatotra ny famelana ny fahotana amin’ny finoana sy amin’ny Batemy : “Mandehana ianareo amin’izao tontolo izao, mitoria ny Vaovao Mahafaly amin’ny voary manontolo. Izay hino ka hatao batemy dia …
→
-
978
I. Batemy tokana ho amin’ny famelana ny fahotana
“Tamin’ny fotoana nanaovantsika ny fiekem-pinoantsika voalohany, rahefa nandray ny Batemy masina izay nanadio antsika isika, dia feno sy manontolo tokoa ny famelana ny fahotantsika, hany ka tsy misy na inona na inona …
→
-
979
I. Batemy tokana ho amin’ny famelana ny fahotana
Amin’izany adin’ny fironana amin’ny ratsy izany, iza no ampy herim-po sy fitandremana mba ho afaka amin’ny ratram-pahotana rehetra ? “Araka izany, raha ilaina ny hananan’ny Fiangonana ny fahefana hamela ny fahotana, dia …
→
-
980
I. Batemy tokana ho amin’ny famelana ny fahotana
Amin’ny alalan’ny sakramentan’ny Fivalozana no ahafahan’ny vita batemy mihavana indray amin’Andriamanitra sy amin’ny Fiangonana : Marina ny an’ireo Aba miantso ny fivalozana hoe “Batemy miasa mafy” [4] . Io sakramentan’ ny Fivalozana …
→