Miray fiainana tanteraka amin’ny Zanany…

Laharana 965 amin’ny Katesizy

Taorian’ny Fiakaran’ny Zanany any an-danitra, i Maria dia “nanotrona tamin’ny fivavahany ny Fiangonana vao teraka”[520]. Nivory niaraka tamin’ny apôstôly sy vehivavy sasantsasany, “dia hita i Maria niantso koa tamin’ny fivavahany ny fanomezana ny Fanahy izay, tamin’ny Filazana, no efa azon’ny tenany teo ambany alony”[521].

Loharano ôfisialy ↗