II. Ny fiombonan’ny Fiangonan’ny lanitra sy ny tany

Laharana 962 amin’ny Katesizy

“Inoantsika ny fiombonan’ny mpino rehetra an’i Kristy, dia ireo izay mpivahiny eto an-tany, ireo nodimandry izay manapitra ny fidiovany, ireo olontsambatra any an-danitra, ka ireo rehetra ireo mitambatra no mamorona ny Fiangonana iray ihany, ary inoantsika fa amin’io fiombonana io ny fitiavana be indrafon’Andriamanitra sy ny olomasiny dia mihaino lalandava ny fivavahantsika”[515].

Loharano ôfisialy ↗