III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any
Laharana 975 amin’ny Katesizy
“Mino isika fa ny Reny Masin’Andriamanitra Indrindra, Eva vaovao, Renin’ny Fiangonana, dia manohy any an-danitra ny anjara asa maha-Reny azy eo anatrehan’ny rantsambatan’i Kristy”[536].