… izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana.

Laharana 967 amin’ny Katesizy

Noho ny firaiketany tanteraka amin’ny sitrapon’ny Ray, amin’ny tsanganasam-panavotan’ny Zanany, amin’ny fanentanana manontolo ny Fanahy Masina, i Maria Virjiny ho an’ny Fiangonana no môdely amin’ny finoana sy ny fitiavana. Amin’izany, izy no “rantsambatana ambony indrindra sy tokana aman-tany tanteraka ao amin’ny Fiangonana”[524], izy mihitsy no nanorina “ny fanatanterahana môdelin’ny ”, typus, Fiangonana[525].

Loharano ôfisialy ↗