Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
581
I. I Jesoa sy ny Lalàna
Hita fa “Mpampianatra” [356] i Jesoa, teo imason’ny Jody sy ireo filohan’izy ireo ara-panahy. Matetika Izy no mampiasa porofo avy amin’ny fanazavan’ny mpampianatra ny Lalàna [357] . Miaraka amin’izany koa anefa, tsy …
→
-
582
I. I Jesoa sy ny Lalàna
Lasa lavidavitra kokoa aza i Jesoa, fa nanatanteraka ny Lalàna momba ny fahadiovana ara-tsakafo, izay tena manan-danja tokoa teo amin’ny fiainana andavanandron’ny Jody, ka tamin’ny alalan’ny fanazavan’Andriamanitra no namborahany ny hevitra “ara-panabeazana” …
→
-
583
II. I Jesoa sy ny Tempoly
I Jesoa, toy ireo mpaminany talohany, dia nampianatra ny amin’ny fanajana fatratra ny Tempolin’i Jerosalema. Tao no nanoloran’i Josefa sy i Maria Azy, efapolo andro taorian’ny nahaterahany [366] . Fony Izy roa …
→
-
584
II. I Jesoa sy ny Tempoly
Niakatra tao an-Tempoly i Jesoa, satria io no toerana voatokana hihaonana amin’Andriamanitra. Ho Azy, ny Tempoly no fonenan’ny Rainy, trano fivavahana, ka nampisendaotra azy ny fahitana fa nanjary toeram-pivarotana ny kianja teo …
→
-
585
II. I Jesoa sy ny Tempoly
Teo an-katoky ny fotoana hijaliany anefa, dia nambaran’i Jesoa ny haharava io trano goavana sady marevaka io, izay tsy hisy vato havela hifanongoa eo aminy [372] . Hita eto amin’izany ny filazana …
→
-
586
II. I Jesoa sy ny Tempoly
Tsy i Jesoa velively no nankahala ny Tempoly [376] , izay tao no nanomezany ny votoatin’ny fampianarany [377] , ka an-tsitrapo no nandoavany ny hetran’ny Tempoly nampiarahany tamin’ny an’i Piera [378] izay …
→
-
587
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Raha ny Lalàna sy ny Tempolin’i Jerosalema no nahatonga ny “fanoherana” [383] nataon’i Jesoa tamin’ireo mpitondra ara-pivavahana tany Israely, dia ny anjara asan’i Jesoa ao anatin’ny fanavotana amin’ny fahotana, ambony tokoa amin’ny …
→
-
588
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Nanafintohina ny Farisianina i Jesoa izay sady nihinana niaraka tamin’ny poblikanina sy ny mpanota [385] , no nifankahazo koa tamin’ny tenan’izy ireo [386] . Ho fanoherany an’ireo “izay natoky tena ho marina …
→
-
589
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Ny nanafintohina indrindra tamin’i Jesoa, dia satria Izy nampitovy ny fihetsiny be indrafo amin’ny mpanota, amin’ny fihetsika ataon’ny Tenan’ Andriamanitra, teo anatrehan’izy ireny [390] . Lasa hatramin’ny fampahafantarany an’izany fa ny fiarahany …
→
-
590
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Ny maha-Andriamanitra ny Tenan’i Jesoa no hany afaka manamarina ny fitakiana sady fandidiana an’ireto lazainy manaraka ireto : “Izay tsy momba Ahy, manohitra Ahy” (Mt 12,30) ; toy izany koa rahefa nilaza …
→
-
591
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Niangavian’i Jesoa ireo mpitondra ara-pivavahana tao Jerosalema mba hino Azy noho ny tsanganasan’ny Rainy izay notanterahiny [397] . Kanefa, tsy maintsy mandalo amin’ny misterin’ny fahafatesan’ny tena mihitsy, ny asam-pinoana toy izany, mba …
→
-
592
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Tsy nofoanan’i Jesoa ny Lalàna teo Sinaia, fa notanterahiny [405] tamin’ny fomba tena lavorary [406] , izay nanambaràny ny hevitra fara tampon’izany [407] sy nanavotany ny fandikana izany [408] .
→
-
593
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Nanaja ny Tempoly i Jesoa tamin’ny fiakarany tao namonjy ny fety jody fanaovana fivahiniana masina, ary tiany sady nahasaro-piaro azy fatratra io fonenan’Andriamanitra eo anivon’ny olombelona io. Ny Tempoly no mampiseho mialoha …
→
-
594
III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Nisy asa nataon’i Jesoa, toy ny famelana ny fahotana, izay nampiseho fa Izy mihitsy no ilay Andriamanitra Mpamonjy [409] . Ny Jody sasany, tsy nankato an’ilay Andriamanitra tonga Olombelona [410] , izay …
→
-
595
Fisarahan-tsaina teo amin’ireo mpitondra jody ny amin’i Jesoa
Teo anivon’ireo mpitondra ara-pivavahana tao Jerosalema, dia tsy i Nikôdema ilay Farisianina [412] na i Josefa ilay loholona avy any Arimatia ihany no miafinafina amin’ny maha-mpianatr’i Jesoa [413] , fa efa nisy …
→
-
596
Fisarahan-tsaina teo amin’ireo mpitondra jody ny amin’i Jesoa
Tsy nitovy hevitra ireo mpitondra ara-pivavahana tao Jerosalema ny amin’ny fihetsika tokony hatao eo anatrehan’i Jesoa [415] . Ireo Farisianina nandrahona fa horoahina hiala ao amin’ny sinagôga ireo izay manaraka Azy [416] …
→
-
597
Tsy ny Jody rehetra miaraka no tompon’andraikitra tamin’ny fahafatesan’i Jesoa
Raha heverina amin’ny fifangaroana ara-tantara momba ny fiampangana an’i Jesoa izay asehon’ny tantara araka ny Evanjely, ary na inona na inona mety ho fahotan’ny tsirairay tompon’antoka tamin’ny fiampangana (Jodasy, ny Sanedrina, Pilaty), …
→
-
598
Ny mpanota rehetra no tompon’antoka tamin’ny fijalian’i Kristy
Tsy hadinon’ny Fiangonana na oviana na oviana, ao amin’ny Toniam-pampianaram-pinoany sy amin’ny filazan’ny Olomasiny, fa “ny tenan’ny mpanota rehetra ihany no tompon’antoka sy toy ny fitaovana nahatonga ny fijaliana rehetra niaretan’ilay Andriamanitra …
→
-
599
“Natolotra araka ny fandaharana tsy miovaova an’Andriamanitra i Jesoa”
Tsy vokatry ny kisendrasendra tamin’ny fifanojoana trangan-javatra ratsy ny fahafatesana mahatsiravina nanjo an’i Jesoa. Anisan’ny misterin’ny fandaharan’Andriamanitra izany, araka ny nanazavan’i Piera azy tamin’ireo Jody tao Jerosalema, tamin’ny fitoriana voalohany nataony ny …
→
-
600
“Natolotra araka ny fandaharana tsy miovaova an’Andriamanitra i Jesoa”
Amin’Andriamanitra, ny fotoana rehetra amin’ny andro dia miseho amin’ ny ankehitrinin’izy ireny avokoa. Naoriny àry ny fandaharany mandrakizay momba ny “tendry mialoha”, amin’ny fampidirana ao amin’izany ny valin-teny an-kalalahana ny olona tsirairay …
→