III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy
Laharana 587 amin’ny Katesizy
Raha ny Lalàna sy ny Tempolin’i Jerosalema no nahatonga ny “fanoherana”[383] nataon’i Jesoa tamin’ireo mpitondra ara-pivavahana tany Israely, dia ny anjara asan’i Jesoa ao anatin’ny fanavotana amin’ny fahotana, ambony tokoa amin’ny tsanganasan’Andriamanitra kosa, no tena vato nanafintohina azy ireo[384].