III. Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy

Laharana 592 amin’ny Katesizy

Tsy nofoanan’i Jesoa ny Lalàna teo Sinaia, fa notanterahiny[405] tamin’ny fomba tena lavorary[406], izay nanambaràny ny hevitra fara tampon’izany[407]sy nanavotany ny fandikana izany[408].

Loharano ôfisialy ↗