Asa
Laharana 14
- 2426 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny fampandrosoana ireo raharaham-piharian-karena sy ny fampitomboana ny vokatra dia natokana hanampy ny filan’ny olombelona. Ny fiainana ara-piharian-karena dia tsy mikendry fotsiny hampitombo ny zavatra vokarina sy hampitombo ny tombon-tsoa na ny …
- 2427 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Miaraka avy hatrany tamin’ny nahariana ny olombelona mitovy endrika amin’Andriamanitra ny asan’ny olombelona , ary voantso izy ireo hanohy ny tsanganasa fahariana amin’ny fizakana ny tany, ny tsirairay miaraka amin’ny hafa sy …
- 2428 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Amin’ny asa ny olona no mampiasa sy manatanteraka ny anjara herim-pahazoana amam-pahaizana voa-Janahary naraikitra ao aminy. Ny fototry ny hasarobidin’ny asa dia ny tenan’ny olona ihany, fa izy no mpanao sy iantefany. …
- 2429 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Samy manana zo hamorona fiharian-karena , sy hampiasa ara-dalàna ny talentany ny tsirairay, mba handraisany anjara amin’ny habetsahan’ny tombon-tsoa ho an’ny rehetra, sy mba hiotazany ny vokatra ara-drariny ny ezaka nataony. Hitandrina …
- 2430 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny fiainana ara-piharian-karena dia miampanga ny tombon-tsoa samihafa tadiaviny, izay matetika mifanohitra izy ireo samy izy ireo. Mazava amin’izany ny fipoitran’ny fifanoherana izay mampibaribary ny fiainana ara-piharian-karena [31] . Hezahina ny hampihena …
- 2431 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny andraikitry ny Fanjakana . “Ny raharaham-piharian-karena, indrindra ny fifanakalozana ara-barotra, dia tsy afaka hivelatra ao anatin’ny fahabangana amin’ny lalàna sy fitsaràna ary fitondrana. Takìn’izany ny hahamafy orina ny fiantohana ny fahafahan’ny …
- 2432 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ireo tompon’andraikitra ny orinasa no mampiseho eo anatrehan’ny fiaraha-monina ny andraikiny ara-toe-karena sy ara-tontolo iainana amin’ ny vokatry ny asan’izy ireo [33] . Tsy maintsy mandinika ny soa hoan’ny olona izy ireo …
- 2433 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny fananana anton’asa sy antom-pivelomana dia tokony hisokatra ho an’ ny rehetra tsy asiana fanavakavahana tsy ara-drariny, lehilahy sy vehivavy, tomady sy kilemaina, tompon-tany sy vahiny [34] . Arakaraka ny toe-java- miseho, …
- 2434 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny karama ara-drariny no vokatry ny asa ara-dalàna. Ny mandà izany na ny mitana izany dia mety ho anisan’ny tsy fahamarinana lehibe [36] . Mba hanombanana ny karama marina, tsy maintsy heverina …
- 2435 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Rariny sy hitsiny ara-pitsipi-pitondran-tena ny fitokonana raha toa ka io no fangataham-bonjy tsy azo ialana, raha tsy hoe ilaina mihitsy aza, ho amin’ny tombon-tsoa mifandanja. Manjary tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izy rahefa …
- 2436 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Tsy rariny ny tsy mandoa ny latsakemboka naraikitry ny manam-pahefana ara-dalàna haloa amin’ny sampan-draharaha misahana ny fanampiana ara-tsôsialy. Ny fanesorana amin’ny asa noho ny tsy fisian’asa dia saika mandrakariva, ho an’izay iharan’izany, …
- 2459 VI. Ny fitiavana ny mahantra .Ny tenan’ny olombelona ihany no mpanao, foibe ary tanjon’ny fiainana rehetra ara-piharian-karena sy ara-piaraha-monina. Izao no vaholana tena izy momba ny fiaraha-monina : ny haren’ny zavaboary nataon’ Andriamanitra ho an’ny rehetra, raha …
- 2460 VI. Ny fitiavana ny mahantra Ny fototry ny hasarobidin’ny asa dia ny tenan’ny olombelona ihany, fa izy no mpanao sy iantefany. Amin’ny asany ny olombelona no mandray anjara amin’ny tsanganasa fahariana. Raha ampiraisina amin’i Kristy ny asa, …
- 2461 VI. Ny fitiavana ny mahantra Ny fampivoarana tena izy, dia izay mahakasika ny olona manontolo. Atao izay hampitombo ny herim-pahazoan’ny isam-batan’olona mamaly ny fiantsoana azy, dia ny antson’Andriamanitra izany [66] .