Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
541
Ny fakam-panahy nosetrain’i Jesoa
“Nankany Galilea i Jesoa, taorian’ny nampidirana an-tranomaizina an’i Joany. Izao no antso avo nataony tany momba ny Vaovao Mahafaly avy amin’Andriamanitra : "Tonga ny fotoana, ary efa akaiky tokoa ny Fanjakan’ Andriamanitra …
→
-
542
Ny fakam-panahy nosetrain’i Jesoa
I Kristy no foiben’io famondronana ny olombelona io ao anatin’ny “fianakavian’Andriamanitra”. Antsoiny hanodidina Azy izy ireo, amin’ny alalan’ny teniny sy ny famantarana nataony izay maneho ny fanjakan’ Andriamanitra, ary ny fanirahana ny …
→
-
543
Ny fitoriana ny Fanjakan’Andriamanitra
Ny olona rehetra no antsoina hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra. Io Fanjakan’ny Mesia io, izay notorìna tamin’ny zanak’i Israely aloha [264] , dia natao handraisana ny olombelona avy amin’ny firenen-drehetra [265] . Tsy …
→
-
544
Ny fitoriana ny Fanjakan’Andriamanitra
An’ny mahantra sy ny madinika ny Fanjakan’Andriamanitra, izany hoe an’ireo izay nandray izany tamin’ny fo manetry tena. Nirahina i Jesoa mba “hampita ny Vaovao Mahafaly amin’ny mahantra” (Lk 4,18) [267] . Nambarany …
→
-
545
Ny fitoriana ny Fanjakan’Andriamanitra
Manasa ny mpanota ho eo amin’ny latabatry ny Fanjakan’Andriamanitra i Jesoa : “Tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota” (Mk 2,17) [273] . Taominy ho amin’ny fibebahana izy ireo, raha …
→
-
546
Ny fitoriana ny Fanjakan’Andriamanitra
Miantso ny olona hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra i Jesoa, amin’ny alalan’ny fanoharana , izay fomba fanehoan-kevitra miavaka amin’ ny fampianarany [275] . Amin’ny alalan’ireny Izy no manasa ny olona ho amin’ny fanasam-ben’ny …
→
-
547
Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra
Ny tenin’i Jesoa dia arahiny “zava-mahagaga, zava-mahatalanjona ary famantarana” (Asa 2,22) maro be, izay mampiseho fa eo Aminy ny Fanjakan’ Andriamanitra. Manamarina izy ireny fa i Jesoa no ilay Mesia nambara [282] …
→
-
548
Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra
Porofoin’ireo famantarana notontosain’i Jesoa, fa ny Ray no naniraka Azy [283] . Mitaona hino Azy ireny [284] . Ho an’ireo izay manatona Azy amim-pinoana, omeny izay zavatra angatahin’izy ireo [285] . Amin’izany …
→
-
549
Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra
Tamin’ny nanafahana ny olona sasany tamin’ny ratsy misy eto an-tany, toy ny hanoanana [290] , ny tsy fahamarinana [291] , ny aretina ary ny fahafatesana [292] , dia nametraka ny famantarana maha-Mesia …
→
-
550
Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra
Ny fahatongavan’ny Fanjakan’Andriamanitra no faharesen’ny fanjakan’i Satana [295] : “Raha amin’ny Fanahin’Andriamanitra no androahako ny demony, dia efa tonga ho anareo tokoa ny Fanjakan’Andriamanitra” (Mt 12,28). Ny fandroahan’i Jesoa ny demony no …
→
-
551
Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra
Vao nanomboka ny raharaham-pamonjeny ampahibemaso i Jesoa, dia nifidy lehilahy roa ambin’ny folo mba hiaraka Aminy sy mba handray anjara amin’ny fanirahana Azy [298] . Nomeny anjara amin’ny fahefany izy ireo “ary …
→
-
552
Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra
Amin’ny fiombonam-piadidian’ny Roa ambin’ny folo, i Simôna Piera no mitana ny toerana voalohany [299] . Nanankinan’i Jesoa andraikitra tsy manam-paharoa izy. Noho ny fanambaràna avy amin’ny Ray no nahatonga an’i Piera niaiky …
→
-
553
Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra
Nanankinan’i Jesoa fahefana manokana i Piera : “Homeko anao ny fanalahidin’ny Fanjakan’ny lanitra : na inona na inona hofehezinao ety an-tany dia ho voafehy any an-danitra, ary na inona na inona hovahanao …
→
-
554
Santa-pahasambarana any amin’ny Fanjakan’ny lanitra : ny Fiovàn-tarehy
Hatramin’ny andro nieken’i Piera fa i Jesoa no Kristy, Zanak’ Andriamanitra velona, no “nanomboka namboraka tamin’ireto mpianany ilay Mpampianatra fa tsy maintsy ho any Jerosalema Izy, hijaly any (…) hovonoina, fa hitsangan-ko …
→
-
555
Santa-pahasambarana any amin’ny Fanjakan’ny lanitra : ny Fiovàn-tarehy
Nasehon’i Jesoa tao anatin’ny fotoana fohy ny voninahitra maha-Andriamanitra Azy, izay nankaherezany ny fiekem-pinoan’i Piera. Nasehony koa fa mba “hidirana amin’ny voninahiny” (Lk 24,26), dia tsy maintsy mandalo amin’ny Hazofijaliana any Jerosalema …
→
-
556
Santa-pahasambarana any amin’ny Fanjakan’ny lanitra : ny Fiovàn-tarehy
Ny Batemy no fiandohan’ny fiainana ampahibemaso; ny Fiovàn-tarehy kosa no fiandohan’ny Paka. Tamin’ny Batemin’i Jesoa “no naseho ny misterin’ny fanavaozana voalohany antsika” : ny Batemintsika ; ny Fiovàn-tarehy “no sakramentan’ny fanavaozana faharoa” …
→
-
557
Ny fiakaran’i Jesoa any Jerosalema
“Ary nony antomotra ny andro tsy maintsy hanalana an’i Jesoa amin’izao tontolo izao, dia nanapa-kevitra hankany Jerosalema Izy” (Lk 9,51) [313] . Nampahafantariny tamin’izany fanapahan-kevitra izany fa niakatra tany Jerosalema Izy, ary …
→
-
558
Ny fiakaran’i Jesoa any Jerosalema
Mahatsiaro ny mpaminany natao martiry izay novonoina tao Jerosalema i Jesoa [315] . Kanefa, nikiry niantso an’i Jerosalema Izy mba hiangona manodidina Azy : “Impiry no nitadiavako hanangona ny zanakao tahaka ny …
→
-
559
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Fomba ahoana no andraisan’i Jerosalema ny Mesiany ? Nodifian’i Jesoa hatrany aloha ny fitadiavan’ny vahoaka hanao Azy ho mpanjaka [317] , fa nifidy ny fotoana Izy ary nanomana tamin’ny an-tsipiriany ny fidirany …
→
-
560
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Ny fidiran’i Jesoa tao Jerosalema dia mampiseho ny Fahatongavan’ny Fanjakan’ny lanitra izay hotanterahin’ilay Mesia-Mpanjaka amin’ny Pakan’ ny Fahafatesany sy ny Fitsanganany ho velona. Ny fankalazany izany amin’ ny alahadin’ny Sampan-kazo, no anombohan’ny …
→