Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra

Laharana 547 amin’ny Katesizy

Ny tenin’i Jesoa dia arahiny “zava-mahagaga, zava-mahatalanjona ary famantarana” (Asa 2,22) maro be, izay mampiseho fa eo Aminy ny Fanjakan’ Andriamanitra. Manamarina izy ireny fa i Jesoa no ilay Mesia nambara[282].

Loharano ôfisialy ↗