Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2351 Ny fahotana amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny fitondran-tena vetaveta. Izany dia faniriana ratsy na fahafinaretana manimba amin’ny hafaliam-piraisana ara-nofo. Filibàna manohitra ny môraly ny mampiasa taovam-pananahana ho fitadiavam-pahafinaretana fotsiny amin’ny firaisana ara-nofo, ka sarahina amin’ny fikendrena hiteraka sy …
  2. 2352 Ny fahotana amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny asam-pijangajangana atao amin’ny tena ihany. Izany dia fampiasana ny taovam-pananahan’ny tena amin’ny fanaovana firaisana an-tsitrapo amin’ny tena irery ihany, mba hahazoana fahafinaretan’ny nofon’ny tena amin’izany. “Ao anatin’ny sori-dalan’ny lovam-pampianarana tsy miova, …
  3. 2353 Ny fahotana amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny fijanganjangana. Izany dia firaisana ara-nofo ivelan’ny fanambadiana ataon’ny lehilahy sy ny vehivavy tsy mpivady sady atao amin-kalalahana. Manohitra mafy tokoa ny hasina maha-olona sy ny maha-lahy na maha-vavy azy ny fijanganjangana, …
  4. 2354 Ny fahotana amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny fampisehoam-betaveta . Izany dia mifototra amin’ny fampisehoana olona manao firaisana ara-nofo tena hita mivantana, na an-tsary, na amin’ ny horonan-tsary, atao amin’ny nahim-po, mba hojeren’ny olon-kafa. Manala baraka ny fahadiovam-pitiavana izany …
  5. 2355 Ny fahotana amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny fivarotan-tena. Izany dia mandoto ny hasina maha-olona an’izay mivaro-tena, aetrin’ny fahafinaretam-piraisana ara-nofo tadiavina avy amin’izany. Manao fahotana lehibe amin’ny tenany koa ilay mividy : manosihosy ny fahadiovam-pitiavana izay narotsaky ny Batemy …
  6. 2356 Ny fahotana amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny fanolanana. Izany dia enti-milaza ny fanatsofohana an-keriny, miampy herisetra, ny taovam-pananahana ao amin’ny an’ny olona iray. Manimba ny rariny sy ny fitiavana izany, sady manosihosy tanteraka ny zon’ny tsirairay ho hajaina, …
  7. 2357 Fahadiovam-pitiavana sy firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy Ny hoe firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy dia ilazana ny fifandraisana eo amin’ny samy lehilahy na samy vehivavy, izay avy amin’ny fanintonan’ny maha-lahy na ny maha-vavy, manokana na mahery vaika, hiaraka …
  8. 2358 Fahadiovam-pitiavana sy firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy Tsy azo atao tsinontsinona ny hamaroan’ireo lehilahy sy vehivavy mampiseho ny fisian-toetram-pironana amin’ny firaisan’ny samy lehilahy na ny samy vehivavy. Anisan’ny fitsapan-toetra ho an’ny ankamaroan’izy ireo, ny fananany izany fisian-toetra ratsy mikorontana …
  9. 2359 Fahadiovam-pitiavana sy firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy Voantso ho amin’ny fahadiovam-pitiavana koa ny olona manao firaisan’ ny samy lehilahy na ny samy vehivavy. Afaka ary tokony hiroso tsikelikely sy amin-kerim-po ho amin’ny fahalavorariana kristianina izy ireo, amin’ny alalan’ny herim-panahy …
  10. 2360 III. Ny fifankatiavan’ny mpivady Nalahatra ho amin’ny fifankatiavan’ny mpivady lehilahy sy vehivavy ny maha-lahy sy ny maha-vavy. Manjary famantarana sy antoky ny fiombonam-panahy amin’ny fanambadiana ny firaisana ara-nofon’ny mpivady. Eo amin’ny samy vita batemy, ny fifamatoram-panambadiana …
  11. 2361 III. Ny fifankatiavan’ny mpivady “Ny maha-lahy sy maha-vavy, izay ifanoloran’ny lehilahy sy ny vehivavy ny tenany amin’ny asa manokana sy miavaka ataon’ny mpivady, dia tsy zavatra biôlôzika fotsiny, fa mahakasika ny maha-olombelona amin’izay ananany lalina indrindra. …
  12. 2362 III. Ny fifankatiavan’ny mpivady “Ireo asa izay anatanterahan’ny mpivady ny firaisany lalina sy madio dia asa mety sy mendrika. Raha iainany amin’ny fomba tena maha-olombelona tokoa ireny asa ireny dia mampisy dikany sy manamora ny fifanoloran-tena …
  13. 2363 III. Ny fifankatiavan’ny mpivady Amin’ny alalan’ny firaisan’ny mpivady no tanteraka ny zavatra roa kendren’ny fanambadiana : ny soa ho an’ny tenan’izy mivady sy ny fampitana ny aina. Tsy azo sarahina ireo antony roa na soatoavina amin’ny …
  14. 2364 Ny tsy fivadihan’ny mpivady Ny mpivady no mamorona “ny fiombonam-piainana amam-pifankatiavan’ ny mpianakavy izay naorin’ny Mpahary sy nomeny ny lalànany manokana. Ny fifaneken’ny mpivady no iorenan’io fiombonana io, izany hoe : amin’ ny fifanekena ifanaovan’izy roa …
  15. 2365 Ny tsy fivadihan’ny mpivady Ny tsy fivadihana dia manambara ny faharetana amin’ny fitanana ny teny nomena. Tsy mivadika Andriamanitra. Mampiditra ny lehilahy sy ny vehivavy ao anatin’ny tsy fivadihan’i Kristy amin’ny Fiangonany ny sakramentan’ny Fanambadiana. Amin’ny …
  16. 2366 Ny fiterahana amin’ny fanambadiana Ny fiterahana dia sady fifanoloran-tena no tanjon’ny fanambadiana , satria ny fitiavan’ny mpivady dia mikendry, araka ny toetra voa-Janahary, ny hiteraka. Tsy hoe avy any ivelany tsy akory ny zanaka, nampiana tamin’ny …
  17. 2367 Ny fiterahana amin’ny fanambadiana Noho ny mpivady voantso hiteraka, dia mandray anjara amin’ny fahefan’ny mpahary sy amin’ny maha-Raiamandreny an’ Andriamanitra izy ireo [33] . “Amin’ny adidy izay iantsorohan’izy ireo hampita ny aina sy ho mpanabe (izay …
  18. 2368 Ny fiterahana amin’ny fanambadiana Endrika iray manokana amin’izany fiandraiketana izany, ny mikasika ny fandrindram-piterahana . Noho ny antony ara-drariny [35] , azon’ny mpivady atao ny maniry hanao be no aizana amin’ny fiterahana ny zanak’izy ireo. Kanefa, …
  19. 2369 Ny fiterahana amin’ny fanambadiana “Ny fiarovana ireo toetra roa maha-izy ny fanambadiana ireo, dia ny firaisana sy ny fiterahana izany, amin’ny asan’ny mpivady, no itahirizany manontolo ny dikan’ny fifankatiavana marina tokoa, sy ny fanamasinana azy ho …
  20. 2370 Ny fiterahana amin’ny fanambadiana Ny fifadiam-pahafinaretan’ny nofo averimberina ara-potoana, ny mandrindra ny fiterahana aorina amin’ny fandinihana ny toe-batana, ary ny mampiasa ny fotoana tsy mampitoe-jaza [38] , no mifanaraka amin’ny tena mari-pitsaràna marina amin’ny toetram-pitondran-tena. Manaja …