Ny fiterahana amin’ny fanambadiana

Laharana 2369 amin’ny Katesizy

“Ny fiarovana ireo toetra roa maha-izy ny fanambadiana ireo, dia ny firaisana sy ny fiterahana izany, amin’ny asan’ny mpivady, no itahirizany manontolo ny dikan’ny fifankatiavana marina tokoa, sy ny fanamasinana azy ho amin’ny fiantsoana ambony tokoa ny olombelona ho ray aman-dreny”[37].

Loharano ôfisialy ↗