Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1086 … nanomboka tamin’ny Fiangonan’ny apôstôly … ”Tahaka ny nanirahan’ny Ray an’i Kristy no nanirahan’ny Tenan’Izy Kristy koa ny apôstôliny, fenon’ny Fanahy Masina, tsy hoe mba hanambaràn’izy ireo fotsiny, amin’ny fitoriana ny Evanjely amin’ny voary rehetra, fa ny Zanak’Andriamanitra, …
  2. 1087 … nanomboka tamin’ny Fiangonan’ny apôstôly … Araka izany, i Kristy nitsangan-ko velona, tamin’ny nanomezany ny Fanahy Masina ny apôstôly, dia nanankina tamin’izy ireo ny fahefam-panamasinany [3] : manjary famantarana ara-tsakramentan’i Kristy izy ireo. Tamin’ny alalan’ny herin’io Fanahy Masina …
  3. 1088 … dia eo amin’ny litorzia eto an-tany … “Ho fanatanterahana izany tsanganasa lehibe loatra izany” - ny fizarazarana na fampitana ny tsanganasam-pamonjen’i Kristy -, “dia eo amin’ny Fiangonany lalandava Izy, indrindra amin’ny asa litorzika. Eo Izy amin’ny Soron’ny Lamesa, sy …
  4. 1089 … dia eo amin’ny litorzia eto an-tany … ”Ho fanatanterahana io tsanganasa lehibe io izay ankalazana tanteraka an’Andriamanitra sy anamasinana ny olombelona, dia miara-miasa lalandava i Kristy sy ny Fiangonana Vady malalany, izay miantso Azy ho Tompony sy mampanolotra amin’ny …
  5. 1090 … izay mandray anjara amin’ny litorzia any an-danitra “Amin’ny litorzia eto an-tany no andraisantsika anjara amin’ny santatry ny litorzia any an-danitra ankalazaina ao an-tanàna masin’i Jerosalema izay mankany aminy no izorantsika mpivahiny, izay any no ipetrahan’i Kristy eo an-kavanan’Andriamanitra, amin’ny …
  6. 1091 III. Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana ao amin’ny litorzia Ny Fanahy Masina, amin’ny litorzia, no mpanabe ny Vahoakan’ Andriamanitra amin’ny finoana, mpiasa tanan’ny “sangan’asan’ Andriamanitra”, dia ny sakramentan’ny Fanekem-pihavanana Vaovao izany. Ny faniriana sy ny tsanganasan’ny Fanahy eo anivon’ny Fiangonana, dia …
  7. 1092 III. Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana ao amin’ny litorzia Ny Fanahy Masina, amin’ity fizarazarana ara-tsakramenta ny misterin’i Kristy ity, dia miasa amin’ny fomba mitovy ao amin’ny fotoan-tsamihafa ny fitantanam-pamonjena : Izy no manomana ny Fiangonana hihaona amin’ny Tompony; Izy no mampahatsiahy …
  8. 1093 Ny Fanahy Masina no manomana ny handraisana an’i Kristy Ny Fanahy Masina no manatanteraka ao amin’ny fitantanam-pamonjena ara-tsakramenta ny tandindona ao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha . Noho ny Fiangonan’i Kristy “nomanina tamin’ny fomba mahagaga teo amin’ny tantaran’ny vahoaka Israely sy tao amin’ny …
  9. 1094 Ny Fanahy Masina no manomana ny handraisana an’i Kristy Amin’izany firindran’ny Testamenta roa izany [8] no itohizan’ny katesezin’ ny Pakan’ny Tompo [9] , manaraka izany ny an’ny apôstôly sy ny Aban’ny Fiangonana. Izany katesezy izany dia mampiseho an’izay niafina tao amin’ …
  10. 1095 Ny Fanahy Masina no manomana ny handraisana an’i Kristy Izany no mahatonga ny Fiangonana, singanina manokana ny amin’ny fotoanan’ny Fahatongavan’ny Tompo, ny Karemy ary indrindra amin’ny alin’ny Paka, mamaky indray sy miaina indray ireo zava-dehibe rehetra niseho teo amin’ny tantaram-pamonjena ao …
  11. 1096 Ny Fanahy Masina no manomana ny handraisana an’i Kristy Litorzia Jody sy litorzia kristianina . Ny fahalalana tsara indrindra ny finoana sy ny fiainam-pivavahan’ny vahoaka jody, araka ny mbola iekena sy iainana azy ankehitriny, dia afaka manampy hahazoana tsaratsara kokoa ny …
  12. 1097 Ny Fanahy Masina no manomana ny handraisana an’i Kristy Amin’ny litorzian’ny Fanekem-pihavanana Vaovao , ny asa litorzika rehetra, singanina manokana ny fankalazana ny Eokaristia sy ireo sakramenta, dia fihaonan’i Kristy sy ny Fiangonana. Ny fiaraha-miangona amin’ny litorzia dia mitana ny firaisany …
  13. 1098 Ny Fanahy Masina no manomana ny handraisana an’i Kristy Tsy maintsy miomana hihaona amin’ny Tompony ny mpiangona, ho “vahoaka vonona tsara” (Lk 1,17). Izany fanomanana ny fo izany dia tsanganasa iombonan’ny Fanahy Masina sy ny mpiangona, singanina manokana ny mpandraharahany masina. …
  14. 1099 Ny Fanahy Masina no mampahatsiaro ny misterin’i Kristy Ny Fanahy sy ny Fiangonana no mifarimbona hampiseho an’i Kristy sy ny tsanganasam-pamonjeny ao amin’ny litorzia. Amin’ny Eokaristia indrindra aloha, ary tahaka izany ny amin’ireo sakramenta hafa, ny litorzia dia Tsangambato fahatsiarovana …
  15. 1100 Ny Fanahy Masina no mampahatsiaro ny misterin’i Kristy Ny Tenin’Andriamanitra . Ny Fanahy Masina no mampahatsiaro mialoha ny mpiangona amin’ny litorzia ny dikan’ny zava-niseho tamin’ny famonjena amin’ny fanomezana aina amin’ny Tenin’Andriamanitra izay torìna mba ho raisina sy hivelomana : Ny …
  16. 1101 Ny Fanahy Masina no mampahatsiaro ny misterin’i Kristy Ny Fanahy Masina no manome ny mpamaky teny sy ny mpihaino, araka ny toe-pon’izy ireo, ny fahatakarana ara-panahy ny Tenin’Andriamanitra. Amin’ny alalan’ny teny, ny asa ary ny fanehoana an’ohatra izay mamorona ny …
  17. 1102 Ny Fanahy Masina no mampahatsiaro ny misterin’i Kristy “Ny Tenim-pamonjena no mamelona ny finoana ao am-pon’ny kristianina : izy no miteraka sy mampitombo ny fiombonan’ny kristianina” [15] . Tsy mijanona amin’ny fampianarana ny fitoriana ny Tenin’ Andriamanitra : mila valy …
  18. 1103 Ny Fanahy Masina no mampahatsiaro ny misterin’i Kristy Ny “ Anaminezy ”. Miankina lalandava amin’ny firotsaham-pamonjen’ Andriamanitra eo amin’ny tantara ny fankalazana litorzika. “Atao amin’ny alalan’ny asa sy ny teny, mifamatotra lalina amin’izy samy izy, ny fitantanam-panambaràna (…). Ny teny …
  19. 1104 Ny Fanahy Masina no mampihatra amin’ny fiainana ankehitriny ny misterin’i Kristy Ny litorzia kristianina dia tsy mampahatsiaro fotsiny ny zava-niseho izay namonjena antsika, fa mampihatra azy ireny amin’ny fiainana ankehitriny, mahatonga ny fisian’izy ireny ho eo. Ankalazaina ny misterin’ny Pakan’i Kristy fa tsy …
  20. 1105 Ny Fanahy Masina no mampihatra amin’ny fiainana ankehitriny ny misterin’i Kristy Ny “ Epikilezy ” (“fiantsoana an’ny”) no vavaka fitalahoana izay italahoan’ ny Pretra amin’ny Ray handefa ny Fanahy Mpanamasina mba ho zary vatana sy ran’i Kristy ny fanatitra ary amin’ny fandraisana izany …