… dia eo amin’ny litorzia eto an-tany …

Laharana 1089 amin’ny Katesizy

”Ho fanatanterahana io tsanganasa lehibe io izay ankalazana tanteraka an’Andriamanitra sy anamasinana ny olombelona, dia miara-miasa lalandava i Kristy sy ny Fiangonana Vady malalany, izay miantso Azy ho Tompony sy mampanolotra amin’ny Alalany ny fivavahany amin’ny Ray mandrakizay”[5].

Loharano ôfisialy ↗