Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1181
IV.Aiza no mankalaza ?
“Ny trano fivavahana izay ao ny Eokaristia no ankalazaina sy tahirizina, izay ao ny mpino no miangona, izay ao ny Zanak’Andriamanitra Mpamonjintsika no atolotra ho antsika eo amin’ny ôtely fanaovan-tsorona, dia hajaina …
→
-
1182
IV.Aiza no mankalaza ?
Ny ôteli n’ny Fanekem-pihavanana Vaovao dia ny Hazofijalian’ny Tompo [65] izay avy eo no ipoiran’ny sakramentan’ny misterin’ny Paka. Eo ambonin’ny ôtely izay ivon’ny trano fiangonana, no mahatonga ny fisiana eo ny soron’ny …
→
-
1183
IV.Aiza no mankalaza ?
Ny tabernakla dia tsy maintsy apetraka “ao am-piangonana eo amin’ny toerana mendrika indrindra, ombam-panajana lehibe indrindra” [67] . Ny fahamboniana, ny fahazoana mampiasa ary ny fahazoana antoka ny tabernakla misy ny Eokaristia …
→
-
1184
IV.Aiza no mankalaza ?
Ny seza fiketrahan’ ny Eveka (cathèdre) na ny fitoeran’ny Pretra dia “tokony hampiseho ny anjara raharahan’ilay izay miandraikitra ny fiangonana sy mitarika ny fivavahana” [69] . Ny polipitra : “Ny fahambonian’ny Tenin’Andriamanitra …
→
-
1185
IV.Aiza no mankalaza ?
Manomboka amin’ny Batemy ny famoriana ny Vahoakan’Andriamanitra ; noho izany, ny fiangonana dia tokony hanana toerana fankalazana ny Batemy (toerana fanaovana batemy) sy hanampy amin’ny fahatsiarovana ny toky nomena tamin’ny Batemy (rano …
→
-
1186
IV.Aiza no mankalaza ?
Farany, mirakitra hevitra momba ny any am-parany any ny fiangonana. Mba hidirana ao an-tranon’Andriamanitra, tsy maintsy mandingana ny tokonana , izay fanehoana an’ohatra ny fandalovan’ny tontolo voaratran’ny fahotana ho amin’ny tontolon’ny Fiainam-baovao …
→
-
1187
IV.Aiza no mankalaza ?
Tsanganasan’i Kristy manontolo, Loha sy Vatana, ny litorzia. Mankalaza izany tsy an-kijanona amin’ny litorzia any an-danitra ny Mpisorombe-ntsika, miaraka amin’ny Reny Masin’Andriamanitra, ny apôstôly, ny olomasina rehetra ary ireo olona tsy tambo …
→
-
1188
IV.Aiza no mankalaza ?
Amin’ny fankalazana litorzika, ny Mpiangona manontolo no “ mpilitorzia ” , ny tsirairay arakaraka ny anjara asa manandrify azy. Ny maha-mpisorona avy amin’ny Batemy dia an’ny Vatan’i Kristy manontolo. Misy anefa mpino …
→
-
1189
IV.Aiza no mankalaza ?
Ny fankalazana litorzika dia mirakitra famantarana sy fanehoana an’ohatra izay misy avy amin’ny zavaboary (hazavana, rano, afo), misy avy amin’ny fiainan’ny olombelona (manasa amin’ny rano, manosotra menaka, manapatapaka mofo) ary misy avy …
→
-
1190
IV.Aiza no mankalaza ?
Ny litorzian’ny Teny dia ampahany tsy azo esorina ao anatin’ny fankalazana manontolo. Ny hevitra raketin’ny fankalazana dia ambara amin’ny alalan’ny Tenin’Andriamanitra izay torìna sy amin’ny alalan’ny firotsahana amin’ny finoana izay amaliana izany.
→
-
1191
IV.Aiza no mankalaza ?
M isy fifandraisana mafy amin’ny asa litorzika ny hira sy ny mozika. Toy izao ny mari-pitsaràna amin’ny fampiasana tsara azy ireny : ny fanehoam-pankafizana ny fivavahana, ny firaisam-pon’ny mpiangona mandray anjara, ary …
→
-
1192
IV.Aiza no mankalaza ?
Ny sary masina, fahita ao am-piangonantsika sy ao an-tranontsika, dia natao hamohafoha sy hamelombelon’aina ny finoantsika ao amin’ny misterin’i Kristy. Amin’ny alalan’ny Sarimasin’i Kristy sy ny tsanganasam-pamonjeny, dia Izy no tsaohintsika. Amin’ny …
→
-
1193
IV.Aiza no mankalaza ?
Ny alahady, “ Andron’ny Tompo ” , no andro lehibe indrindra fankalazana ny Eokaristia, satria io no andron’ny Fitsanganan-ko velona. Andro soa indrindra amin’ny andro iangonan’ny mpino amin’ny fankalazana litorzika, andron’ny fianakaviana …
→
-
1194
IV.Aiza no mankalaza ?
“ Asehon’ny Fiangonana mandritra ny fihodin’ny taona ny misterin’i Kristy manontolo, manomboka amin’ny Fahatongavany ho nofo sy ny Fahaterahany ka hatramin’ny Fiakarany any an-danitra sy ny Pantekôty sy ny fiandrasana ny hasambarana …
→
-
1195
IV.Aiza no mankalaza ?
Amin’ny fahatsiarovana ny Olomasina, loha laharana amin’izany ny Reny masin’Andriamanitra, manaraka izany ireo apôstôly, ireo martiry ary ireo Olomasina hafa, amin’ny andro noraiketina amin’ny taona litorzika, no ampisehoan’ny Fiangonana eto an-tany fa …
→
-
1196
IV.Aiza no mankalaza ?
Ireo mpino izay mankalaza ny Vavaka isan’Andro dia miombona amin’i Kristy, Mpisorombentsika be fiandrianana, amin’ny alalan’ny vavaka salamo, ny fandinihana masina ny Tenin’Andriamanitra, ny tonon-kira ary ny tsodrano, mba hikambanan’izy ireo amin’ny …
→
-
1197
IV.Aiza no mankalaza ?
I Kristy no tena Tempolin’Andriamanitra tokoa, “ toerana izay ao no onenan’ny voninahiny ” ; noho ny fahasoavan’Andriamanitra, manjary Tempolin’ny Fanahy Masina koa ny kristianina, vato velona izay iorenan’ny Fiangonana.
→
-
1198
IV.Aiza no mankalaza ?
Amin’ny maha-eto an-tany ny Fiangonana, mila toerana izy, izay ao no ahazoan’ny ankohonan’ny mpino miangona : ny fiangonantsika hita maso, toerana masina, sarin’ny Tanàna masina, ilay Jerosalema any an-danitra izay mankany no …
→
-
1199
IV.Aiza no mankalaza ?
Any amin’ireny trano fiangonana ireny no ankalazan’ny Fiangonana ny fivavahana ampahibemaso ho voninahitry ny Trinite Masina, ihainoany ny Tenin’Andriamanitra sy ihiràny ny fiderana Azy, anandratany ny fivavahany, ary anolorany ny Soron’i Kristy, …
→
-
1200
Lovam-panahy litorzika sy maha-katôlika ny Fiangonana
Nanomboka tamin’ny Ankohonam-piangonana voalohany tao Jerosalema ka mandra-pahatongan’ny Fiverenan’i Kristy amim-boninahitra amin’ny farandro, na aiza na aiza, dia ny misterin’ny Paka iray ihany no ankalazain’ ireo Fiangonan’Andriamanitra tsy mivadika amin’ny finoana apôstôlika. …
→