IV.Aiza no mankalaza ?
Laharana 1194 amin’ny Katesizy
“Asehon’ny Fiangonana mandritra ny fihodin’ny taona ny misterin’i Kristy manontolo, manomboka amin’ny Fahatongavany ho nofo sy ny Fahaterahany ka hatramin’ny Fiakarany any an-danitra sy ny Pantekôty sy ny fiandrasana ny hasambarana nampanantenaina ary ny Fahatongavan’ ny Tompo amim-boninahitra amin’ny farandro”[72].