IV.Aiza no mankalaza ?

Laharana 1197 amin’ny Katesizy

I Kristy no tena Tempolin’Andriamanitra tokoa, “toerana izay ao no onenan’ny voninahiny”; noho ny fahasoavan’Andriamanitra, manjary Tempolin’ny Fanahy Masina koa ny kristianina, vato velona izay iorenan’ny Fiangonana.

Loharano ôfisialy ↗