Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
301
Mampaharitra sy mitondra ny zavaboary Andriamanitra
Aorian’ny fahariana, tsy ilaozan’Andriamanitra ho amin’izao fotsiny ny zavaboariny. Tsy ny maha-izy sy ny maha-misy fotsiny no omeny ny zavaboariny, fa ny mampaharitra lalandava ny fisian-tenany, ny manome azy hery manetsika, ary …
→
-
302
V. Manatanteraka ny fandaharany Andriamanitra : ny fitahian’ Andriamanitra
Manana ny hatsarany sy ny fahalavorariany manokana ny zavaboary, kanefa tsy nataon’ny tanan’ny Mpahary ho tomombana avy hatrany izany. Noarìna amin’ny toetra mizotra tsikelikely (“ in statu viae ”) mankamin’ny fara fahalavorariana …
→
-
303
V. Manatanteraka ny fandaharany Andriamanitra : ny fitahian’ Andriamanitra
Mitovy avokoa ny filazan’ny Soratra Masina : azo tsapain-tanana sy eo no eo avy hatrany ny fikolokoloan’ny fitahian’Andriamanitra, mikarakara ny zavatra rehetra, manomboka amin’ny zavatra faran’izay bitika ka hatramin’ ny zavatra lehibe …
→
-
304
V. Manatanteraka ny fandaharany Andriamanitra : ny fitahian’ Andriamanitra
Hita toy izany koa ny Fanahy Masina, mpanoratra voalohany ny Soratra Masina, mazàna milaza an’Andriamanitra ho manao ny asa, fa tsy misy fototra faharoa. Tsy hoe “fomba fiteny” tany am-boalohany tany izany, …
→
-
305
V. Manatanteraka ny fandaharany Andriamanitra : ny fitahian’ Andriamanitra
I Jesoa dia mangataka ny fitokian-janaka amin’ny fitahian’ny Ray any an-danitra, izay mikarakara hatramin’ny zavatra kely ilain’ny zanany : “Noho izany, aza manahy ianareo manao hoe : inona no hohaninay ? inona …
→
-
306
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fototra faharoa
Andriamanitra no Tompo tsy refesi-mandidy amin’ny fandaharany. Amin’ ny fanatanterahany izany anefa, dia mampiasa koa ny fanampian’ny zavaboary Izy. Tsy midika ho famantaram-pahosana akory izany, fa famantarana ny halehibe sy ny hatsaram-pon’Andriamanitra …
→
-
307
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fototra faharoa
Omen’Andriamanitra ho an’ny olombelona koa aza ny fahazoana mandray anjara an-kalalahana amin’ny fitahiany, amin’ny fanankinany tamin’izy ireo ny andraikitra “hizaka” ny tany sy hanjaka aminy [158] . Araka izany, omen’ Andriamanitra ny …
→
-
308
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fototra faharoa
Fahamarinana tsy azo sarahina amin’ny finoana an’Andriamanitra Mpahary ny hoe : Miasa amin’ny fampiasana amam-panetsehana manontolo ny zavaboariny Andriamanitra. Izy no mpanao voalohany izay miasa ao sy amin’ny alalan’ny fototra faharoa : …
→
-
309
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Raha Andriamanitra ilay Ray Mahefa ny zavatra rehetra, Mpahary an’izao tontolo izao milamina sy tsara, no mikarakara ny zavaboariny rehetra, nahoana no misy ny ratsy ? Amin’izany fanontaniana izany, izay sady manery …
→
-
310
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Nahoana Andriamanitra no tsy nahary an’izao tontolo izao sady tomombana no tsy misy ratsy ao aminy na dia iray aza ? Araka ny fahefany tsy manam-petra, dia afaka mahary lalandava ny zavatra …
→
-
311
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Ny anjely sy ny olombelona, zavaboary manan-tsaina sy manam-pahafahana, dia tsy maintsy mizotra mankany amin’ny anjaran’izy ireo farany amin’ny alalan’ny safidy malalaka sy ny fitiavana manan-tombo. Noho izany, afaka maniasia izy ireo, …
→
-
312
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Araka izany, rahefa ela ny ela, mety ho tsikaritra fa Andriamanitra, ao anatin’ny fitahian’ny heriny mahefa ny zavatra rehetra, dia afaka misintona zava-tsoa avy amin’ny vokatry ny ratsy, na dia ara-panahy aza, …
→
-
313
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
“Ny zavatra rehetra dia entin’Andriamanitra hahasoa izay tia Azy” (Rôm 8,28). Tsy mitsaha-manamafy ny fahamarinan’izany ny fanambaràn’ny olomasina : Araka izany, hoy i Mb Cathérine de Sienne tamin’ “ireo tafintohina sy mikomy …
→
-
314
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Mino mafy isika fa Andriamanitra no Tompon’izao tontolo izao sy ny tantara. Kanefa ny lalan’ny fitahian’Izy Tompo, matetika, no tsy fantatsika. Ary amin’ny farany, rahefa tapitra ny ampahan’ny fahalalantsika, rahefa hahita an’Andriamanitra …
→
-
315
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Tamin’ny fahariana an’izao tontolo izao sy ny olombelona no nanehoan’ Andriamanitra ny porofo voalohany sy manenika an’izao tontolo rehetra izao ny fitiavany manan-kery mahefa ny zava-drehetra sy ny fahendreny, ny fanambaràna voalohan’ny …
→
-
316
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Na dia noheverina indrindra ho ny Ray aza no nisahana ny tsanganasa fahariana, dia fahamarinam-pinoana koa fa ny Ray, ny Zanaka sy ny Fanahy Masina no foto-piandohana tokana sy tsy azo sarahina …
→
-
317
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Andriamanitra irery no nahary an’izao tontolon’ny zava-drehetra izao, tamin-kalalahana sy mivantana, tsy nisy fanampiana na iray aza.
→
-
318
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Tsy misy zavaboary na iray aza manana fahefana tsy manam-petra izay ilaina mba “ hahary ” araka ny hevi-teny fototry ny teny, izany hoe mahaforona sy mampisy izay tsy nananany mihitsy (miantso …
→
-
319
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Nahary an’izao tontolo izao Andriamanitra mba haneho sy hampita ny voninahiny. Aoka ny zavaboary handray anjara amin’ny fahamarinany, amin’ny hatsarany ary ny hakantony, izany no voninahitra izay nahatonga an’Andriamanitra ho nahary azy …
→
-
320
Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Andriamanitra izay nahary an’izao tontolo izao no mampaharitra azy ao anatin’ny fisiana amin’ny alalan’ny Teniny, dia “ ilay Zanany, izay manohana an’izao tontolo rehetra izao amin’ny teniny mahefa ” (Heb 1,3), sy …
→