Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2571
Ny fampanantenana sy ny fivavahana atao amim-pinoana
Tamin’ny finoany an’Andriamanitra [22] sy ny fandehanany teo anatrehany ary ny fanekem-pihavanana Taminy [23] , no nandraisan’ny patriarka tao an-tranolainy an’ilay Vahininy saro-pantarina : ilay fandraisana vahiny tao "Mambré" tamin’ny fomba mampitolagaga …
→
-
2572
Ny fampanantenana sy ny fivavahana atao amim-pinoana
Ho fandiovana farany ny finoany, nangatahina izy “ilay nametrahana ny teny fampanantenana” (Heb 11,17) hanao sorona ny zanany izay nomen’ Andriamanitra azy. Tsy nalemy ny finoany : “Andriamanitra no hanao izay hahitana …
→
-
2573
Ny fampanantenana sy ny fivavahana atao amim-pinoana
Navaozin’Andriamanitra tamin’i Jakôba, ilay razamben’ny foko roa ambin’ny folon’i Israely ny fampanantenany [28] . Talohan’ny niatrehany an’i Esao rahalahiny i Jakôba dia nitolona nandritra ny alina manontolo tamin’ny “olona iray” saro-pantarina, izay …
→
-
2574
I Môizy sy ny fivavahan’ny mpanelanelana
Nony nanomboka ho tanteraka ny fampanantenana (ny Paka, ny Eksaody, ny fanomezana ny Lalàna ary ny fandraiketana ny fanekem-pihavanana), dia ny fivavahan’i Môizy no endrika manaitra ny fo amin’ny fivavahana fanelanelanana izay …
→
-
2575
I Môizy sy ny fivavahan’ny mpanelanelana
Fa eto koa, Andriamanitra no tonga voalohany. Niantso an’i Môizy Izy, teo afovoan’ny Kirihitra nirehitra [30] . Io fisehoan-javatra io dia haharitra ho iray amin’ireo endrika fototry ny fivavahana ao amin’ny lovam-panahy …
→
-
2576
I Môizy sy ny fivavahan’ny mpanelanelana
Ary, “niresaka mifanatrika tamin’i Môizy Andriamanitra, mova tsy ny olona miresaka amin’ny sakaizany” (Eks 33,11). Ny fivavahan’i Môizy no endrika manokana amin’ny vavaka fibanjinana, izay fivavahana ahazoana antoka ny mpanompon’Andriamanitra amin’ny iraka …
→
-
2577
I Môizy sy ny fivavahan’ny mpanelanelana
Tamin’io fisakaizana lalina amin’Andriamanitra tsy mivadika, tsy malaky tezitra ary feno fitiavana io [31] i Môizy no nanovo hery sy filofosana amin’ny fanelanelanany. Tsy nivavaka ho an’ny tenany izy, fa ho an’ny …
→
-
2578
I Davida sy ny fivavahan’ny mpanjaka
Ny fivavahan’ny Vahoakan’Andriamanitra dia hivelatra eo ambany aloky ny fonenan’Andriamanitra, izay tsy inona fa ny fiaran’ny fanekena, ary aty aoriana, ny Tempoly. Ireo mpitarika ny vahoaka aloha - ny mpiandry ondry sy …
→
-
2579
I Davida sy ny fivavahan’ny mpanjaka
I Davida no mpanjaka tsara indrindra “araka ny fon’Andriamanitra”, ilay mpiandry ondry mivavaka ho an’ny vahoakany sy amin’ny anarany, ka ny fankatoavany ny sitrapon’Andriamanitra, ny fiderany sy ny fifonany no ho fakan-tahaka …
→
-
2580
I Davida sy ny fivavahan’ny mpanjaka
Ny Tempolin’i Jerosalema, ilay tranom-pivavahana nokasain’i Davida haorina, dia tsanganasa ho tanterahin’ny zanany, i Salômônina. Miankina amin’ny fampanantenan’Andriamanitra sy ny fanekem-pihavanany, amin’ny fonenan’ny Anarany amin-kery eo anivon’ny Vahoakany ary amin’ny fahatsiarovana ny …
→
-
2581
Elia, ny mpaminany ary ny fibebahan’ny fo
Ny Tempoly, ho an’ny vahoakan’Andriamanitra, no tokony ho toeran’ny fanabeazana azy amin’ny fivavahana : ny fivahiniana masina, ny fety, ny sorona, ny fanatitra takariva, ny emboka manitra, ny mofo “alahatra”, ireo famantarana …
→
-
2582
Elia, ny mpaminany ary ny fibebahan’ny fo
Rain’ny mpaminany i Elia, avy amin’ny taranak’ireo izay mitady an’ Andriamanitra sy izay mikatsaka ny Endriny [38] . Ny anarany hoe, “Ny Tompo no Andriamanitro”, no milaza ny hiakan’ny vahoaka ho valin’ny …
→
-
2583
Elia, ny mpaminany ary ny fibebahan’ny fo
Rahefa avy nahazo ny famindram-po tamin’ny laretiretiny teo amin’ny ranon-driakan’i Karita i Elia, dia nampianatra an’ilay vehivavy maty vady tao Sareftà ny finoana ny tenin’Andriamanitra, finoana izay nanamafisany tamin’ny alalan’ny fangatahana mafy …
→
-
2584
Elia, ny mpaminany ary ny fibebahan’ny fo
Eo amin’ny “fanatrehana irery an’Andriamanitra” ireo mpaminany no manovo fahazavana sy hery ho an’ny fanirahana azy ireo. Tsy hoe fandosirana an’izao tontolo izao mivadi-pitokiana ny fivavahan’izy ireo fa fihainoana ny Tenin’Andriamanitra, indraindray …
→
-
2585
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Nanomboka tamin’i Davida mandra-pahatongan’ny Mesia, ny boky masina dia mirakitra ireo lahatsora-pivavahana izay maneho ny fandalinana ny vavaka, ho an’ny tena ihany sy ho an’ny hafa [47] . Tsikelikely, natambatra ho boky …
→
-
2586
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny Salamo no mamelona sy maneho ny vavaky ny Vahoakan’ Andriamanitra miangona, amin’ny andro fety lehibe any Jerosalema ary isaky ny sabata ao amin’ny sinagôga. Misy lafiny roa tsy azo sarahina izany …
→
-
2587
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny amboaran-tSalamo no boky izay ao ny Tenin’Andriamanitra no tonga vavaky ny olombelona. Ao amin’ireo boky hafan’ny Testamenta Taloha ny teny no “manambara ny tsanganasan’(Andriamanitra ho an’ny olombelona) ary mampahita ny mistery …
→
-
2588
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny fanehoan’endrika maro amin’ny vavaka Salamo dia sady maka endrika ao amin’ny litorzian’ny Tempoly no ao am-pon’ny olombelona. Na antsa no atao, na vavaka noho ny fahoriana, na vavaka fisaorana, na fitalahoan’olon-drery …
→
-
2589
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Toetra maharitra no maninteraka ny Salamo : ny fahatsoran’ny vavaka sy ny fanaovana izany, izay nipoitra ho azy avy ao am-po, ny faniriana an’ Andriamanitra rahateo amin’ny alalan’ny tsara rehetra amin’ny zavaboariny …
→
-
2590
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
“ Ny fivavahana dia fanondrotana ny fanahy any amin’Andriamanitra na fangatahana amin’Andriamanitra ny soa rehetra sahaza ” [51] .
→