Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2551
IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
“ Izay misy ny harenao no hisy ny fonao ” (Mt 6,21).
→
-
2552
IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
Ny fitsiriritan-karena tsy voafehy, ateraky ny firehetam-po tafahoatra amin’ny harena sy ny heriny, no raràn’ny didy fahafolo.
→
-
2553
IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
Ny fialonana dia alahelo mampijaly manoloana ny fananan’ny hafa sy faniriana tsy voafehy hakana izany ho an’ny tena. Kilema fototra izany.
→
-
2554
IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
Ny vita batemy dia miady hanohitra ny fialonana amin’ny alalan’ny fahalemem-panahy, ny fanetren-tena ary ny fifefena amin’ny fitahian Andriamanitra.
→
-
2555
IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
Ireo mpinon’i Kristy dia “ namàntsika ny nofony mbamin’ny faniriany amam-pilan-dratsiny tamin’ny Hazofijaliana ” (Gal 5,24) ; tarihin’ny Fanahy izy ireo ary manaraka ny fanirian’ny Fanahy.
→
-
2556
IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
.Ilaina mba hidirana any amin’ny Fanjakan’ny Lanitra ny tsy firaiketam-po amin’ny harena. “ Sambatra ireo mahantra am-panahy ”.
→
-
2557
IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”
Hoy ny olon’ny faniriana hoe : “ Te hahita an’Andriamanitra aho ”. Ny ranon’ny fiainana mandrakizay no manafaka ny hetaheta an’ Andriamanitra [144] . * * * * * * * * …
→
-
2558
Ny fivavahana eo amin’ny fiainana kristianina
“Lehibe ny misterin’ny finoana”. Ambaran’ny Fiangonana ao amin’ny Sembolin’ny apôstôly izany ( fizarana voalohany ) ary ankalazainy amin’ny litorzian’ny sakramenta ( fizarana faharoa ), mba hifanaraka amin’i Kristy ao amin’ny Fanahy Masina, …
→
-
2559
Fanomezan’Andriamanitra ny fivavahana
“Ny fivavahana dia fanandratana ny fanahy ho amin’Andriamanitra na fangatahana amin’Andriamanitra ny soa sy ny tsara sahaza” [2] . Avy amin’ny inona no itenenantsika rahefa mivavaka ? Avy amin’ny haavon’ny fiavonavonantsika sy …
→
-
2560
Fanomezan’Andriamanitra ny fivavahana
“Raha mba fantatrao ny fanomezan’Andriamanitra!” (Jo 4,10). Teo indrindra no niseho ny zava-mahagaga amin’ny fivavahana, teo amoron’ny fantsakana izay hahatongavantsika mba hitady ny ranontsika : eo i Kristy no mihaona amin’ny olombelona …
→
-
2561
Fanomezan’Andriamanitra ny fivavahana
“Ianao indray aza no ho nangataka izany Taminy, ka homeny rano velona” (Jo 4,10). Valy ara-kevi-manohitra ny vavaka fangatahana ataontsika. Valy amin’ny fitarainan’Andriamanitra velona hoe : “Nafoin’izy ireo Aho, Izaho Loharanon’ny rano …
→
-
2562
Fifanekem-pihavanana ny fivavahana
Avy aiza ny vavaky ny olombelona ? Na inona na inona fomba filaza ny vavaka (fihetsika sy teny), ny olona manontolo no mivavaka. Kanefa mba hanondroana ny toerana izay ipoiran’ny vavaka, ny …
→
-
2563
Fifanekem-pihavanana ny fivavahana
Ny fo no fonenana izay misy ahy, izay onenako (araka ny fomba fiteny semitika na ara-baiboly : any amin’izay “idinako”). Izy no ivontsika miafina, tsy takatry ny saintsika na ny hafa ; …
→
-
2564
Fifanekem-pihavanana ny fivavahana
Fifandraisam-pifanekena eo amin’Andriamanitra sy ny olombelona ao amin’i Kristy ny fivavahana kristianina. Sady asan’Andriamanitra no asan’ olombelona izany ; avy amin’ny Fanahy Masina sy avy amintsika no ipoirany, mankany amin’ny Ray avokoa, …
→
-
2565
Fiombonana ny fivavahana
Amin’ny Fanekem-pihavanana Vaovao, ny fivavahana no fifandraisana velon’ny zanak’Andriamanitra amin’ny Rain’izy ireo tsara tsy manam-petra, amin’i Jesoa-Kristy Zanany ary amin’ny Fanahy Masina. Ny fahasoavan’ny Fanjakan’Andriamanitra dia “ny firaisan’ny Trinite Masina manontolo amin’ …
→
-
2566
Ny fanambaràna ny fivavahana Ny antso ho an’ny daholobe ho amin’ny fivavahana
Eo am-pitadiavana an’Andriamanitra ny olombelona . Tamin’ny fahariana no niantsoan’Andriamanitra ny zavatra rehetra avy amin’ny tsy misy ho amin’ny fisiana. Ny olombelona, manarakaraka ny anjely, noho izy nosatrohana voninahitra sy famirapiratana [12] …
→
-
2567
Ny fanambaràna ny fivavahana Ny antso ho an’ny daholobe ho amin’ny fivavahana
Andriamanitra no miantso voalohany ny olombelona . Ka na manadino ny Mpahary azy aza ny olombelona, na miafina lavitra ny Tavany, ary na manaraka ny sampiny aza ny olombelona, na miampanga an’Andriamanitra …
→
-
2568
Ao amin’ny Testamenta Taloha
Ny fanambaràna ny fivavahana ao amin’ny Testamenta Taloha dia voasoratra eo anelanelan’ny fahalavoan’ny olombelona sy ny fanarenana azy, eo anelanelan’ny antson’alahelon’Andriamanitra tamin’ireo voalohan-janany hoe : “Aiza ianao ? (...) Inona no nataonao …
→
-
2569
Ny fahariana – loharanon’ny fivavahana
Voalohany indrindra, miainga avy amin’ny zava-misy momba ny fahariana no isehoan’ny fivavahana. Ny toko sivy voalohany amin’ny Jenezy no mamelabelatra izany fifandraisana amin’Andriamanitra izany, toy ilay fanoloran’i Abela ny voalohan-teraky ny andian’ondry …
→
-
2570
Ny fampanantenana sy ny fivavahana atao amim-pinoana
Raha vao nantsoin’Andriamanitra i Abrahama, dia niainga izy, “araka ny tenin’ny Tompo taminy” (Jen 12,4) : “nankatoaviny tanteraka tamin’ny fony ny Tenin’Andriamanitra”, ka nanaiky izy. Ny fihainoan’ny fo izay manapa-kevitra araka an’Andriamanitra …
→