IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”

Laharana 2554 amin’ny Katesizy

Ny vita batemy dia miady hanohitra ny fialonana amin’ny alalan’ny  fahalemem-panahy, ny fanetren-tena ary ny fifefena amin’ny fitahian Andriamanitra.

Loharano ôfisialy ↗