IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho”

Laharana 2557 amin’ny Katesizy

Hoy ny olon’ny faniriana hoe : “Te hahita an’Andriamanitra aho”. Ny ranon’ny fiainana mandrakizay no manafaka ny hetaheta an’ Andriamanitra[144].

* * * * * * * * * *

Loharano ôfisialy ↗