Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2411
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Ny fifanekena dia ankatoavin’ny fahamarinana ara-pifanakalozana izay mandamina ny fifanakalozana eo amin’ny olona sy eo amin’ny fikambanana, ao anatin’ny fanajana marina ny zon’izy ireo. Manery amin’ ny fomba hentitra ny fahamarinana ara-pifanakalozana …
→
-
2412
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Noho ny fahamarinana ara-pifanakalozana, ny fanonerana ny tsy fahamarinana natao dia mitaky ny famerenana amin’ny tompony ny fananany nangalarina na nafenina : Noderain’i Jesoa i Zake noho ny antoka nolazainy : “Ny …
→
-
2413
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Ireo lalao an-tsapaka (lalao karatra, sns.) na ireo loka , raha amin’ny maha-lalao azy ireny fotsiny, dia tsy mifanohitra amin’ny fahamarinana. Manjary tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izy ireny raha manesotra eo amin’ny …
→
-
2414
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Raràn’ny didy fahafito ny asa na ny fiantohan-draharaha izay mitarika hanandevo olona , tsy hahatsapa ny hasina maha-olona azy ireo, hividy azy ireo, hivarotra azy ireo ary hanakalo azy ireo ho toy …
→
-
2415
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Mitaky fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary ny didy fahafito. Ny biby, ary koa ny zavamaniry sy ny zavatra tsy mananaina, dia natokana araka ny toetra voa-Janahary ho an’ny soa iombonan’ny olombelona …
→
-
2416
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Zavaboarin’Andriamanitra ny biby . Arovany amin’ny fiahiam-pitondrany izy ireny [12] . Amin’ny alalan’ny fisian’izy ireny fotsiny, dia misaotra Azy sy manome voninahitra Azy izy ireny [13] . Koa, tokony halemy fanahy amin’izy …
→
-
2417
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Nankinin’Andriamanitra amin’ny fiandraiketam-pitantanan’ilay izay nataony mitovy endrika Aminy ny biby [14] . Noho izany, ara-drariny ny ampiasana ny biby ho amin’ny fivelomana sy ny fanamboarana fitafiana. Mety ny mamolaka sy manatamana azy …
→
-
2418
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Mifanohitra amin’ny hasina maha-olona ny mampijaly tsy amin’antony ny biby sy ny mamonomono foana azy ireny. Toy izany koa, tsy mety ny mandany vola be amin’izy ireny, izay ny tokony hampiasana azy …
→
-
2419
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
“Ny fanambaràna kristianina dia mitarika ny saina hahiratra kokoa amin’ ny lalàm-piainana ara-piaraha-monina” [15] . Raisin’ny Fiangonana avy amin’ ny Evanjely ny fahafenoam-panambaràna ny fahamarinan’ny olombelona. Rahefa manatontosa ny fanirahana azy hitory …
→
-
2420
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
Maneho ny heviny ara-môraly momba ny fiharian-karena sy ny fiaraha-monina ny Fiangonana, “rahefa mitaky izany ny zo fototra maha-olona na ny famonjena ny olona” [16] . Eo amin’ny lafin’ny ara-toetram-pitondran-tena, dia fahefana …
→
-
2421
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy dia nivelatra tamin’ny taonjato faha-19, tamin’ny fifandonan’ny Evanjely sy ny orinasa-taozava-baventy môderina, ny firafiny vaovao ho amin’ny famokarana ny zavatra natao holanìna, ny hevi-baovaony amin’ny orinasa, …
→
-
2422
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy dia misy ventim-pampianarana mifampitohy arakaraka izay hanazavan’ny Fiangonana ny zava-miseho eny am-pamakivakiana ny tantara, amin’ny fahazavan’ny fitambaran’ny teny nambaran’i Jesoa-Kristy miaraka amin’ ny fanampian’ny Fanahy Masina …
→
-
2423
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
Manolotra fitsipika fototra hodinihana ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy ; mamoaka mari-pitsaràna izy ary manome torolalana amin’ny asa : Na inona na inona rafi-pandaharana mametraka ny fifandraisana ara-tsôsialy ho ferana tanteraka …
→
-
2424
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
Ny foto-piheverana izay manao ny tombon-tsoa ho fitsipika manokana sy tanjom-piafaran’ny raharaha ara-piharian-karena dia tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena. Ny fahalianam-bola mihoa-pampana dia tsy ilaozan’ny voka-dratsy aterany. Izany ny anankiray amin’ireo anton’ny fifanoherana …
→
-
2425
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
Ny Fiangonana dia nitsipaka ny firehan-kevitry ny mpanao bodo ngerona sy ny tsy mpino ny fisian’Andriamanitra, ary amin’ny vanim-potoana ankehitriny, miaraka amin’ny “kômonisma” na amin’ny “sôsialisma”. Ankoatra izany, laviny ny fomba amam-panaon’ny …
→
-
2426
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Ny fampandrosoana ireo raharaham-piharian-karena sy ny fampitomboana ny vokatra dia natokana hanampy ny filan’ny olombelona. Ny fiainana ara-piharian-karena dia tsy mikendry fotsiny hampitombo ny zavatra vokarina sy hampitombo ny tombon-tsoa na ny …
→
-
2427
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Miaraka avy hatrany tamin’ny nahariana ny olombelona mitovy endrika amin’Andriamanitra ny asan’ny olombelona , ary voantso izy ireo hanohy ny tsanganasa fahariana amin’ny fizakana ny tany, ny tsirairay miaraka amin’ny hafa sy …
→
-
2428
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Amin’ny asa ny olona no mampiasa sy manatanteraka ny anjara herim-pahazoana amam-pahaizana voa-Janahary naraikitra ao aminy. Ny fototry ny hasarobidin’ny asa dia ny tenan’ny olona ihany, fa izy no mpanao sy iantefany. …
→
-
2429
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Samy manana zo hamorona fiharian-karena , sy hampiasa ara-dalàna ny talentany ny tsirairay, mba handraisany anjara amin’ny habetsahan’ny tombon-tsoa ho an’ny rehetra, sy mba hiotazany ny vokatra ara-drariny ny ezaka nataony. Hitandrina …
→
-
2430
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina
Ny fiainana ara-piharian-karena dia miampanga ny tombon-tsoa samihafa tadiaviny, izay matetika mifanohitra izy ireo samy izy ireo. Mazava amin’izany ny fipoitran’ny fifanoherana izay mampibaribary ny fiainana ara-piharian-karena [31] . Hezahina ny hampihena …
→