Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2051 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera Ny fanomezam-pahasoavana momba ny tsy feteza-mandiso amin’ny Fahefa-mampianatra ananan’ny mpitondra Fiangonana dia manenika ireo singafototra rehetra amin’ny fitambaram-pampianarana, ao anatin’izany ny môraly, izay raha tsy misy an’ireny ny fahamarinana mahavonjy momba ny …
  2. 2052 “Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?” “Ry Mpampianatra ô, inona no tsara tokony hataoko hahazoana ny fiainana mandrakizay ?” Ny navalin’i Jesoa an’ilay tovolahy izay nametraka io fanontaniana io Taminy aloha, dia ny fanaingàna fa ilaina ny mankato …
  3. 2053 “Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?” Ny valy faharoa fanampin’io valy voalohany io, dia hoe : “Raha te ho lavorary ianao, mandehana, amidio izay anananao ka omeo ny mahantra ny vidiny, dia hanan-drakitra any an-danitra ianao ; rahefa …
  4. 2054 “Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?” Noraisin’i Jesoa indray ny didy folo, saingy naharihariny ny herin’ny Fanahy miasa ao amin’ny teny tsirairay. Notorìny ny fahamarinana izay mihoatra noho ny an’ny mpahay lalàna sy ny Farisianina [4] mbamin’ny an’ireo …
  5. 2055 “Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?” Raha nametrahana fanontaniana i Jesoa hoe : “Inona no didy lehibe indrindra amin’ny Lalàna ?” (Mt 22,36), dia izao no navaliny : “Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao amin’ny fonao manontolo, amin’ny …
  6. 2056 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Ny teny hoe “Didy folo” dia midika ara-bakiteny hoe “teny folo” (Eks 34,28; Det 4,13; 10,4). Andriamanitra no nanambara tamin’ny vahoakany teo an-tendrombohitra masina, ireo “teny folo” ireo. Tamin’ny Rantsantanany no nanoratany …
  7. 2057 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Ny Didy folo aloha dia fantatra ao amin’ny tontolon’ny Eksaody izay fisehoam-panafahana lehibe nataon’Andriamanitra ho foiben’ny Fanekem-pihavanana Taloha. Na nosoratana ho didy milaza fandavana, fandraràna, na didy milaza fanekena (toy ny hoe …
  8. 2058 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Ny “teny folo” no mamintina sy milaza ampahibemaso ny Lalànan’ Andriamanitra : “Ireo no teny nolazain’ny Tompo taminareo, fony ianareo rehetra niangona teo an-tendrombohitra. Teo afovoan’ny afo, tao anatin’ny rahona sy ny …
  9. 2059 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Ireo “teny folo” no notononin’Andriamanitra teo anivon’ny fisehoany (“Teo an-tendrombohitra, tao afovoan’ny afo, no niteny nifanatrika taminareo ny Tompo” : Det 5,4). Anisan’ny fanambaràna izay nataon’ny Tenan’Izy Andriamanitra sy avy amin’ny voninahiny …
  10. 2060 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Anisan’ny fanekem-pihavanana namafisin’Andriamanitra tamin’ireo izay azy ny fanomezana ny didy sy ny lalàna. Araka ny bokin’ny Eksaody, ny fanambaràna ny “teny folo” dia nekena teo anelanelan’ny fanolorana ny fanekem-pihavanana [12] sy ny …
  11. 2061 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Tao anatin’ny fanekem-pihavanana no nahazoan’ireo didy folo ny tena heviny feno. Araka ny Soratra Masina, ao amin’ny fanekem-pihavanana sy amin’ny alalany no ahazoan’ny asa amam-pihetsika ara-môraly ataon’ny olombelona ny heviny feno. Ny …
  12. 2062 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Ireo didy amin’ny maha-didy azy ireo no manaraka ato aoriana ; milaza tsy mivantana ny maha-an’Andriamanitra naorin’ny fanekem-pihavanana ireo didy ireo. Ny fiainana ara-môraly no valy amin’ny fialohavam-pitiavan’ny Tompo. Io fiainana ara-môraly …
  13. 2063 Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina Ny fanekem-pihavanana sy ny resaka ifanaovan’Andriamanitra sy ny olombelona dia mbola voamarina fa ny zavatra rehetra tsy maintsy atao dia voalaza amin’ny mpanao ny asa voalohany (“Izaho no Tompo…”) ary ampitaina amin’ny …
  14. 2064 Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana Ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny fitokiana ny Soratra Masina sy manaraka ny oha-piainan’i Jesoa, dia manaiky marina fa manan-danja sy dikany lehibe tokoa ny Didy folo.
  15. 2065 Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana Nanomboka tamin’ny andron’i Md Augustin, dia nitana toerana lehibe tokoa “ny didy folo”amin’ny katesezy ho an’ireo hatao batemy sy ny mpino. Tamin’ny taonjato faha-15, natao fahazarana ny milaza ny fampianaran’ny Didy folo …
  16. 2066 Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana Ny fitsinjarana sy ny fanisian-daharana ny didy folo dia niovaova teny am-pamakivakiana ny tantara. Ity katesizy ity no manaraka ny fizaràn’ny didy naraikitr’i Md Augustin sy tonga lovam-pampianarana ao amin’ny Fiangonana katôlika. …
  17. 2067 Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana Lazain’ireo didy folo ny fiambezoana ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny namana. Miompana bebe kokoa amin’ny fitiavana an’Andriamanitra ny telo voalohany, ary amin’ny fitiavana ny namana ny fito hafa. Tahaka ny fitiavana, misy …
  18. 2068 Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana Mampianatra ny Kônsily tao Trente fa mandidy ny kristianina ireo didy folo ary mbola voadidy hitandrina an’ireo ny olona nohamarinina [18] . Ary manantitrantitra izany ny Kônsily Vatikana II hoe : “Ny …
  19. 2069 Ny maha-iray ny Didy folo Iray tsy mivaky ny Didy folo. Ny “teny” (“didy”) tsirairay ao amin’ireo didy folo dia mifandray hevitra amin’ny didy tsirairay hafa sy amin’ny didy manontolo ; mifampiankina izy ireo. Mifanazava ny Takela-bato …
  20. 2070 Ny Didy folo sy ny lalàna voa-Janahary Anisan’ny fanambaràn’Andriamanitra ireo didy folo, sady mampianatra antsika koa ny tena maha-olombelona marina ny olombelona. Manazava ireo adidy fototra izy ireo, izay raha tsy nolazaina mivantana aza, dia tsy inona fa ireo …