Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana

Laharana 2064 amin’ny Katesizy

Ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny fitokiana ny Soratra Masina sy manaraka ny oha-piainan’i Jesoa, dia manaiky marina fa manan-danja sy dikany lehibe tokoa ny Didy folo.

Loharano ôfisialy ↗