Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1226
Ny Batemy ao amin’ny Fiangonana
Nanomboka tamin’ny andro Pantekôty no nankalaza sy nanome ny Batemy masina ny Fiangonana. Satria, hoy i Md Piera nanambara tamin’ny vahoaka voatohin’ny toriteniny : “Mibebaha ianareo, ary aoka ianareo samy hatao batemy …
→
-
1227
Ny Batemy ao amin’ny Fiangonana
Araka an’i Md Paoly apôstôly, amin’ny alalan’ny Batemy ny mpino no miombona amin’ny fahafatesan’i Kristy ; nalevina miaraka Aminy ilay mpino ary nitsangan-ko velona miaraka Aminy koa : Isika rehetra natao batemy …
→
-
1228
Ny Batemy ao amin’ny Fiangonana
Noho izany, fandroana amin’ny rano ny Batemy, izay amin’izany “ny voa mamoa tsy mety lo ” dia ny Tenin’Andriamanitra no miteraka ny vokany mpamelon’aina [34] . Hoy i Md Augustin taty aoriana …
→
-
1229
Ny firosoana ho kristianina
Manjary kristianina, tanteraka izany nanomboka tamin’ny andron’ny apôstôly, amin’ny alalan’ny fizotra sy ny firosoana misy dingana maromaro. Mety ho haingana na mety ho miadana no izorana amin’io lalana io. Tsy maintsy misy …
→
-
1230
Ny firosoana ho kristianina
Niovaova be ihany ity firosoana ity nandritra ny taonjato nifandimby sy araka ny toe-javatra niseho. Tany amin’ny taonjato voalohandohan’ny Fiangonana, nisy fivelarana be tokoa ny firosoana ho kristianina, tamin’ny fotoana lava fiomanana …
→
-
1231
Ny firosoana ho kristianina
Tany amin’ny toerana izay ny Batemin-jaza no nanjary betsaka ny endrika mahazatra fankalazana an’ity sakramenta ity, dia nanjary asa tokana izany fankalazana izany, izay nampidirana manontolo ny dingana rehetra mialoha ny firosoana …
→
-
1232
Ny firosoana ho kristianina
Ny Kônsily faharoa tao Vatikana dia nanavao, ho an’ny Fiangonana latinina, “ny fiomanana amin’ny Batemin’olon-dehibe, notsinjaraina ho dingana maromaro” [36] . Ao amin’ny Ordo initiationis christianae adultorum (Boky fandaharana ny fombam-pivavahana rehetra …
→
-
1233
Ny firosoana ho kristianina
Ankehitriny àry, amin’ny fombam-pivavahana rehetra latinina sy tatsinanana, ny firosoan’ny olon-dehibe ho kristianina dia manomboka raha vantany vao miditra amin’ny katekomenà izy ireo, mba hahatratra ny fara tampony amin’ny fankalazana iray ihany …
→
-
1234
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Amin’ny fombam-pivavahana ankalazana azy no hita mazava tsara ny hevitra sy ny fahasoavana amin’ny sakramentan’ny Batemy. Amin’ny fanarahana ireo fihetsika sy ireo teny mandritra ny fankalazana izany, omban’ny fandraisana anjara amim-pifantohana, no …
→
-
1235
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Ny famantarana ny Hazofijaliana , eo am-panombohana ny fankalazana, no ampisehoana ny marik’i Kristy eo amin’ny tenan’izay mpianany sy ampahafantarana ny fahasoavam-panavotana izay nampahazoan’i Kristy antsika tamin’ny alalan’ny Hazofijaliany.
→
-
1236
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Ny fitoriana ny Tenin’Andriamanitra no manazava ny fahamarinana nambara amin’ny mpangataka batemy sy ny mpiangona, ary mahatonga ny valim-pinoana, tsy azo sarahina amin’ny Batemy. Satria, ny Batemy, amin’ ny fomba manokana, no …
→
-
1237
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Satria ny Batemy midika fanafahana amin’ny fahotana sy ny mpandrisika amin’izany, ny devoly, dia anaovana tonom-bavaka iray (na maro) fandroahana demony ilay mpangataka batemy. Hosorana ny menaky ny katekomena izy na koa …
→
-
1238
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Hamasinina amin’izay ny rano fanaovana batemy , amin’ny alalan’ny vavaka epikilezy (na amin’io fotoana io ihany, na amin’ny alin’ny Paka). Angatahin’ny Fiangonana amin’Andriamanitra, amin’ny alalan’ny Zanany, ny hirotsahan’ny herin’ny Fanahy Masina ao …
→
-
1239
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Manaraka izany, ny votoatin’ny fombam-pivavahana amin’ny sakramenta : ny tena Batemy , izay mampahafantatra sy manatanteraka ny fahafatesana noho ny fahotana sy ny fidirana ao amin’ny fiainan’ny Trinite Masina Indrindra, amin’ny alalan’ny …
→
-
1240
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Amin’ny Fiangonana latinina, io fanatsobohana intelo io, dia arahin’ny tenin’ny mpandraharaha masina hoe : “R… izaho manao batemy anao amin’ny anaran’ny Ray, sy ny Zanaka, sy ny Fanahy Masina”. Amin’ny litorzia tatsinanana, …
→
-
1241
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Ny fanosorana diloilo masina , diloilo nasiana zava-manitra sy nohamasinin’ny Eveka, dia midika ny fanomezana ny Fanahy Masina an’ilay vao vita batemy. Tonga kristianina izy, izany hoe : “voahosotry” ny Fanahy Masina, …
→
-
1242
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Amin’ny litorzian’ireo Fiangonana Tatsinanana, ny fanosorana aorian’ny Batemy no sakramentan’ny Fanosorana masina (Kônfirmasiôna). Amin’ny litorzia rômanina, io no manambara ny fanosorana fanindroany amin’ny diloilo masina izay homen’ny Eveka : ny sakramentan’ny Fankaherezana, …
→
-
1243
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Ny akanjo fotsy no ampisehoana an’ohatra, fa ny vita batemy dia “mitafy an’i Kristy” (Gal 3,27) : natsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy. Ny jiro , arehitra amin’ny jiron’ny Paka, dia midika fa …
→
-
1244
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Ny fandraisana kômonio voalohany amin’ny Eokaristia . Noho ilay zazavao amin’ny finoana tonga zanak’Andriamanitra, mitafy ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady, dia voaray “ao amin’ny fanasam-be amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’Ondry” izy, ary mandray ny …
→
-
1245
Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Ny tsodrano manetriketrika no mamarana ny fankalazana ny Batemy. Amin’ny fotoana fanaovana Batemin-jaza vao teraka, dia mitana toerana manokana ny fitsofan-drano ny reny.
→