Ny Batemy ao amin’ny Fiangonana

Laharana 1228 amin’ny Katesizy

Noho izany, fandroana amin’ny rano  ny Batemy, izay amin’izany “ny voa mamoa tsy mety lo ” dia ny Tenin’Andriamanitra no miteraka ny vokany mpamelon’aina[34]. Hoy i Md Augustin taty aoriana ny amin’ny Batemy : “Mikambana amin’ny singafototry ny zavatra manam-batana ny teny ka manjary sakramenta izany”[35].

Loharano ôfisialy ↗