Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2206 Ny fianakaviana kristianina Ny fifandraisana eo anivon’ny fianakaviana no mitarika ny fitovian’ny fihetseham-po, ny fankamamiana ary ny tombon-tsoa, fa indrindra vokatry ny fifanajan’ny olona. Ankohonana nahazo tombon-tsoa manokana ny fianakaviana, voantso hanatanteraka “ny hevitra iombonan’ny …
  2. 2207 II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina Ny fianakaviana no singafototra fiandohan’ny fiainam-piaraha-monina . Izy no fiaraha-monina voa-Janahary izay iantsoana ny lehilahy sy ny vehivavy hifanolotra ny tenany ao anatin’ny fitiavana sy ao anatin’ny fanomezana ny aina. Ny fahefana, …
  3. 2208 II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina Ny fianakaviana dia tokony hanana toe-piainana hianaran’ny tsirairay ao aminy ny fiahiana sy ny fandraisana ho andraikitra ny tanora, ny zokiolona, ny marary na ny sembana, ary ny mahantra. Betsaka anefa ny …
  4. 2209 II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina Tokony ho ampiana sy arovana ny fianakaviana amin’ny alalan’ny fepetra ara-piaraha-monina sahaza azy. Ao amin’ireo fianakaviana mba tsy afaka manatontosa ny anjara adidiny, dia manana adidy ny fikambanana momba ny sôsialy hanampy …
  5. 2210 II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina Ny fanomezan-danja ny fianakaviana ho amin’ny fiainana sy hafinaretan’ ny mpiara-monina [7] no mahatonga ny mpiara-monina anana andraikitra manokana hanohana sy hanamafy orina ny fanambadiana mbamin’ny fianakaviana. Aoka ho ataon’ny mpitondra fanjakana …
  6. 2211 II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina Manana adidy ny vondrona mpitondra fanjakana hanaja ny fianakaviana, manampy azy, ary indrindra miantoka azy : - amin’ny fahafahana hanorina tokantrano, hanan-janaka sy hanabe azy ireo hifanaraka amin’ny zavatra azony antoka fa …
  7. 2212 II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina Manazava ny fifandraisana hafa eo amin’ny mpiara-belona ny didy fahefatra. Eo amin’ny rahalahintsika sy anabavintsika no ahitantsika ny zanaky ny ray aman-drenintsika ; eo amin’ny zanak’olo-mpirahalahy, mpirahavavy, mpianadahy amintsika no ahitantsika ny …
  8. 2213 II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina Ny olona no mamorona ny fikambanan’olona. Ny fitantanana tsara ataon’ izy ireo dia tsy voafaritra amin’ny fiantohana ny zo sy ny fanatanterahana ny adidy, ary koa amin’ny tsy fivadiham-pifanekena. Amin’ny fifandraisana ara-dalàna …
  9. 2214 Adidin’ny zanaka Ny maha-Ray an’Andriamanitra no loharanon’ny maha-ray aman-dreny ny olombelona [10] ; amin’izany no iorenan’ny haja amam-boninahitry ny ray aman-dreny. Ny fanajan’ny zanaka na kely izy na lehibe, ny rain’izy ireo sy renin’izy …
  10. 2215 Adidin’ny zanaka Ny fanajana ny ray aman-dreny ( fitiavan’ny zanaka manaja ray aman-dreny ) dia miseho amin’ny fankasitrahana an’ireo izay niteraka azy ireo sy nahafahan’izy ireo nitombo vatana, fahendrena ary fahasoavana, tamin’ny alalan’ny fanomezan’izy …
  11. 2216 Adidin’ny zanaka Miseho amin’ny fahalemem-panahy sy ny fanekena tena izy ny fanajan’ ny zanaka ny ray aman-dreny. “Anaka, tandremo ny didin-drainao, ary aza ariana ny fampianaran-dreninao (...). Hitarika anao amin’izay halehanao ireny ; hiambina …
  12. 2217 Adidin’ny zanaka Raha mbola miaina ao an-tokantranon’ny ray aman-dreniny ny zanaka, dia adidiny ny manaiky ny fangatahana rehetra avy amin’ny ray aman-dreniny entanin’ny soa ho an’ny zanaka sy ho an’ny fianakaviana. “Ianareo zanaka, maneke …
  13. 2218 Adidin’ny zanaka Ny didy fahefatra dia mampahatsiaro ny zanaka efa lehibe, ny adidy aman’andraikiny amin’ny ray aman-dreniny . Manana adidy izy, araka izay azony atao, hanome fanampiana ara-batana sy ara-tsaina an’ireo ray aman-dreniny, amin’ny …
  14. 2219 Adidin’ny zanaka Manampy ny firindran’ny fiainam-pianakaviana manontolo ny fanajan’ny zanaka ny ray aman-dreny, mahakasika koa ny fifandraisana eo amin’ny samy mpiray tam-po izany. Misandrahaka eo amin’ny seha-pianakaviana manontolo ny fanajana ny ray aman-dreny. “Satro-boninahitry …
  15. 2220 Adidin’ny zanaka Ho an’ny kristianina, misy fankasitrahana manokana tokony hefaina amin’ ireo izay nandraisany ny fanomezana ny finoana, ny fahasoavan’ny Batemy ary ny fiainana ao amin’ny Fiangonana. Mety ho ny ray aman-dreny izany, na …
  16. 2221 Adidin’ny ray aman-dreny Tsy mifintina fotsiny amin’ny fiterahan-janaka ny fahavokaram-pifankatiavan’ny mpivady, fa tsy maintsy miitatra amin’ny fanabeazana azy ireo ara-môraly sy amin’ny famolavolana azy ireo ara-panahy. “Zava-dehibe tokoa ny anjara asan’ny ray aman-dreny amin’ny fanabeazana …
  17. 2222 Adidin’ny ray aman-dreny Tsy maintsy mihevitra ny zanany ho zanak’Andriamanitra sy manaja azy ireo amin’ny maha-olona azy ireo ny ray aman-dreny. Manabe ny zanany hanatanteraka ny Lalànan’Andriamanitra ny ray aman-dreny, amin’ny fisehoan’ny tenan’izy ireo mankato …
  18. 2223 Adidin’ny ray aman-dreny Ny ray aman-dreny no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fanabeazana ny zanany. Mampiseho izany fiandraiketana izany aloha izy ireo amin’ny fanorenana tokantrano , izay ny fanehoam-pitiavana, ny famelan-keloka, ny fanajana, ny tsy fivadihana ary …
  19. 2224 Adidin’ny ray aman-dreny Ny tokantrano no anisan’ny toerana voa-Janahary anoroan-dalana ny olona ho amin’ny firaisan-kina sy ny fandraisana andraikitra iombonana. Hampianarin’ny ray aman-dreny ny zanany ny hitandrin-tena tsy hanala baraka sy tsy hikororosy fahana, izay …
  20. 2225 Adidin’ny ray aman-dreny Tamin’ny fahasoavan’ny sakramentan’ny fanambadiana no nandraisan’ny ray aman-dreny ny fiandraiketana mbamin’ny tombon-tsoa manokana hitory ny Evanjely amin’ny zanak’izy ireo . Ho ampianarin’izy ireo ny misterin’ny finoana ny zanak’izy ireo, dieny mbola kely, …