Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1146
Famantarana sy fanehoana an’ohatra
Famantarana amin’ny tontolon’ny olombelona . Mitana toerana lehibe ny famantarana sy fanehoana an’ohatra, eo amin’ny fiainan’ny olombelona. Ny olombelona, noho izy natao ho manana vatana sady manana fanahy, dia maneho sy mahatsapa …
→
-
1147
Famantarana sy fanehoana an’ohatra
Miteny amin’ny olombelona amin’ny alalan’ny zavaboary hita maso Andriamanitra. Ny tontolon’ny zavaboary voarindra hita maso, tsapan’ny tanana, no miseho ao an-tsain’ny olombelona mba hahafahany mamaky ao ireo mariky ny Mpahary azy [20] …
→
-
1148
Famantarana sy fanehoana an’ohatra
Amin’ny maha-zavaboary ireny zava-misy tsapan’ny fandrenesana ireny, dia mety ho zary fototra fanehoana ny asan’Andriamanitra izay manamasina ny olombelona, sy ny asan’olombelona izay hanomezan’ izy ireo voninahitra an’Andriamanitra amin’ny fivavahana ireny. Toy …
→
-
1149
Famantarana sy fanehoana an’ohatra
Ny antokom-pivavahana lehibe arahin’ny olona dia manaporofo amin’ny fombam-pivavahany, matetika amin’ny fomba mampitolagaga, io hevitra araka ny tontolon’ny zavaboary voarindra sy ara-panehoana an’ohatra io. Ny litorzian’ny Fiangonana dia mandray rahateo sy mampiditra …
→
-
1150
Famantarana sy fanehoana an’ohatra
Famantarana ny fanekem-pihavanana . Ny vahoaka voafidy dia nandray tamin’Andriamanitra ny famantarana sy ny fanehoana an’ohatra miavaka izay manamarika ny fiainany ara-litorzia : tsy fankalazana fotsiny intsony amin’ny fihodinan’ny tontolon’ny zavaboary voarindra …
→
-
1151
Famantarana sy fanehoana an’ohatra
Famantarana nampiasain’i Kristy . Matetika, nampiasa famantarana maro avy amin’ny zavaboary i Jesoa Tompo, tamin’ny toriteniny, mba hampahafantarana ny misterin’ny Fanjakan’Andriamanitra [21] . Tamin’ny famantarana hita maso sy tsapan’ny tanana, na tamin’ny …
→
-
1152
Famantarana sy fanehoana an’ohatra
Famantarana ara-tsakramenta . Nanomboka tamin’ny Pantekôty, dia amin’ ny alalan’ny famantarana ara-tsakramentan’ny Fiangonany no anaovan’ny Fanahy Masina ny tsanganasa fanamasinana. Ny sakramentan’ny Fiangonana dia tsy manafoana, fa manadio sy mampiditra manontolo ao …
→
-
1153
Teny sy asa
Ny fankalazana ara-tsakramenta dia fihaonan’ny zanak’Andriamanitra amin’ny Rain’izy ireo, ao amin’i Kristy sy ny Fanahy Masina, ary io fihaonana io dia zary resaka ifanaovana, amin’ny alalan’ny asa sy ny teny. Marina fa …
→
-
1154
Teny sy asa
Ampahany tsy azo esorina amin’ireo fankalazana ara-tsakramenta, ny litorzian’ny Teny . Mba hampitombo ny finoan’ny mpino, tokony hasongadina ireo mari-pamantarana ny Tenin’Andriamanitra : ny boky mirakitra ny Teny (boky litorzika mirakitra ny …
→
-
1155
Teny sy asa
Tsy azo saratsarahina ny teny sy ny asa litorzika amin’ny maha-famantarana sy fampianarana azy, dia toy izany koa, amin’ny maha-mpanatanteraka azy ny zavatra izay ampahafantariny. Tsy ny manome fotsiny ny fahafaha-mahazo ao …
→
-
1156
Hira sy mozika
“Ny lovam-panahy momba ny mozika teo amin’ny Fiangonana manerana ny tany tontolo dia nihary raki-tsoa tsy voavidy vola izay mampisongadina azy amin’ireo zavakanto hafa, indrindra, fa amin’ny maha-hira masina azy miaraka amin’ny …
→
-
1157
Hira sy mozika
Ny hira sy ny mozika dia manao ny anjara asa maha-famantarana azy, sady amin’ny fomba miharihary izay “ifandraisan’izy ireny bebe kokoa amin’ny asa litorzika” [27] , araka ireto mari-pitsaràna lehibe telo ireto …
→
-
1158
Hira sy mozika
Ny firindran’ireo famantarana (hira, mozika, teny ary asa) eto dia sady maneho mazava sy mamokatra, no manazava ny ao anatin’ny harena ara-kolontsaina manokana an’ny Vahoakan’Andriamanitra izay mankalaza [30] . Noho izany, “hamporisihana …
→
-
1159
Ny sary masina
I Kristy no asehon’ny sary masina, ny Sarimasina litorzika, ambonin’ny rehetra. Ny sary anefa tsy afaka hampiseho an’ilay Andriamanitra tsy hita maso sy tsy takatry ny saina ; ny Fahatongavan’ny Zanak’Andriamanitra ho …
→
-
1160
Ny sary masina
Ny angontsarimasina kristianina no mandika amin’ny alalan’ny sary ny hafatry ny Evanjely izay ampitain’ny Soratra Masina amin’ny alalan’ny teny. Mifanazava ny sary sy ny teny : Mba hilazana amin’ny teny fohy ny …
→
-
1161
Ny sary masina
Misy ifandraisana amin’i Kristy avokoa ny famantarana rehetra amin’ny fankalazana litorzika ; toy izany koa ny sary masin’ny Reny masin’ Andriamanitra sy ireo olomasina. Satria, izy ireny no mampahafantatra an’i Kristy izay …
→
-
1162
Ny sary masina
“ Manaitaitra ny fivavahako ny hakanto sy ny lokon’ny sary. Fety ho an’ny masoko izany, tahaka ny zavatra hita eny an-tsaha mandrisika ny foko hanome voninahitra an’Andriamanitra” [37] . Ny fibanjinana ny …
→
-
1163
Ny fotoana litorzika
“Mihevitra tokoa ny Fiangonana Masina Renintsika fa adidiny ny mankalaza ny tsanganasam-pamonjen’ilay Andriamanitra Vadiny, amin’ ny alalan’ny fahatsiarovana masina, atao andro raikitra, mandavantaona. Isan-kerinandro, ny andro antsoina hoe "Andron’ny Tompo", dia atao …
→
-
1164
Ny fotoana litorzika
Ny Vahoakan’Andriamanitra, nanomboka tamin’ny lalànan’i Môizy, dia nahalala ireo fety raikitra nanomboka tamin’ny Paka, mba hahatsiarovana ny asa mahagaga nataon’Andriamanitra Mpamonjy, hisaorana Azy amin’ izany, hampaharitra ny fahatsiarovana sy hampianarana ny taranaka …
→
-
1165
Ny fotoana litorzika
Rahefa mankalaza ny misterin’i Kristy ny Fiangonana, misy teny iray izay manoritra ny fivavahany: “ Anio! ”, avy amin’ny akon’ny vavaka izay nampianarin’ny Tompony [39] azy sy ny antson’ny Fanahy Masina [40] …
→