Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1561 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana Izay rehetra vao avy nolazaina teo dia manazava ny antony mahatonga ny Eokaristia ankalazain’ny Eveka ho manana hevitra manokana tokoa, satria fanehoana ny Fiangonana mivory manodidina ny ôtely eo ambany fitondran’ilay izay …
  2. 1562 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “I Kristy, izay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny ho amin’izao tontolo izao, no nanao, tamin’ny alalan’ny apôstôly, ny dimbin’izy ireo, izany hoe ny Eveka, ho mpiombona anjara amin’ny fanamasinany sy amin’ny fanirahany. Anjaran’ireo …
  3. 1563 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “Ny anjara raharahan’ny Pretra, noho io miray amin’ny Laharan’ny maha-eveka, dia mahazo anjara amin’ny fahefana izay ny Tenan’i Kristy mihitsy no manorina, manamasina ary mitondra ny Vatany, amin’ny alalan’izany. Noho izany, na …
  4. 1564 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “Ny Pretra, na tsy manana ny fiadidiana fara tampony an’ny Papa aza ary na miankina amin’ny Eveka aza ny fampiasana ny fahefan’izy ireo, dia iombonana amin’izy ireo kosa ny fiambonian’ny maha-mpisorona azy …
  5. 1565 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka Noho ny sakramentan’ny Filaharana no andraisan’ny Pretra anjara eo amin'ny sehatra manerana ny tany tontolo amin’ny iraka nankinin’i Kristy tamin’ny apôstôly. Ny fanomezana ara-panahy izay noraisin’izy ireo tamin’ny fanamasinana no manomana azy …
  6. 1566 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “Amin’ny fotoam-pivavahana na fiaraha-miangona amin’ny Eokaristia izy ireo no mampiasa amin’ny fomba tsara indrindra ny fiadidiana masina azy ireo : amin’io fotoana io, izay andraisan’izy ireo ny toeran’i Kristy sy anaovany antso …
  7. 1567 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “Noho ny maha-mpiara-miasa kinga saina amin’ny laharan’ny maha-Eveka ireo Pretra, izay izy ireo no mpanampy sy fitaovana, nantsoina hanompo ny Vahoakan’Andriamanitra, dia mitambatra, miaraka amin’ny Evekany izy ireo, ho fivondronana tokan’ny maha-pretra …
  8. 1568 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “Ny Pretra, noho ny fanamasinana azy ireo, izay nampiditra azy ireo ao amin’ny laharan’ny maha-pretra, dia samy mifandray am-po lalina amin’izy samy izy amin’ny alalan’ny firahalahiana ara-tsakramenta ; kanefa, amin’ny famindran-toerana azy …
  9. 1569 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Diakra- “mba ho an’ny fanompoana” “Amin’ny laharana zandriny eo amin’ny ambaratongam-pitondrana no misy ny Diakra izay "tsy ho an’ny maha-mpisorona tsy akory, fa ho an’ny fanompoana" no ametrahan-tanana aminy” [54] . Amin’ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-diakra, …
  10. 1570 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Diakra- “mba ho an’ny fanompoana” Mandray anjara amin’ny fomba manokana ny Diakra, amin’ny fanirahana an’i Kristy sy amin’ny fahasoavany [56] . Ny sakramentan’ny Filaharana no mampisy marika azy ireo amin’ny fitomboka (“marika”) izay tsy misy afaka manafoana …
  11. 1571 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Diakra- “mba ho an’ny fanompoana” Nanomboka tamin’ny Kônsily faharoa tao Vatikana, ny Fiangonana latinina dia namerina indray ny maha-diakra amin’ny “maha-ambaratonga manokana sy maharitra azy eo amin’ny ambaratongam-pitondrana” [59] , fa ny Fiangonana Tatsinanana kosa dia nitahiry …
  12. 1572 IV. Ny fankalazana amin’ity sakramenta ity Ny fankalazana amin’ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Eveka, ny Pretra na ny Diakra, noho izy manana ny lanjany lehibe ho an’ny fiainan’ny Fiangonana eo an-toerana, dia mila ny fahatongavan’ny mpino faran’izay betsaka …
  13. 1573 IV. Ny fankalazana amin’ity sakramenta ity Ny fombam-pivavahana tsy azo avela amin’ny sakramentan’ny Filaharana, ho an’ireo ambaratonga telo, dia ny fametrahan-tanan’ny Eveka eo amin’ny lohan’ilay hamasinina, omban’ny vavaka fanamasinana manokana izay angatahina amin’Andriamanitra ny fandrotsahana ny Fanahy Masina …
  14. 1574 IV. Ny fankalazana amin’ity sakramenta ity Toy ny ao amin’ny sakramenta rehetra, misy ny fombam-pivavahana fanampiny manodidina ny fankalazana. Na miovaova be noho ny faha-samihafa ny lovam-pampianarana litorzika aza ireo, dia manana zavatra iombonana hanehoana ny lafiny maro …
  15. 1575 V. Iza no mahazo manome ity sakramenta ity ? I Kristy no nifidy ny apôstôly sy nanome azy ireo anjara amin’ny fanirahana azy sy amin’ny fahefany. Nony tafasandratra eo an-kavanan’ ny Ray Izy, dia tsy mandao ny andian’ondriny, fa miandry azy …
  16. 1576 V. Iza no mahazo manome ity sakramenta ity ? Satria ny sakramentan’ny Filaharana no sakramentan’ny andraiki-panompoana maha-apôstôly, ka anjaran’ny Eveka amin’ny maha-dimbin’ ny apôstôly azy ireo, ny mampita ny “fanomezana ara-panahy” [66] , “ny voa mamoa avy amin’ny apôstôly” [67] . …
  17. 1577 VI. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? “Ny lehilahy ( vir ) vita batemy ihany no mahazo mandray ara-dalàna ny fanamasinana amin’ny filaharana masina” [69] . Nifidy lehilahy maro ( viri ) i Jesoa Tompo mba hamorona ny fiombonam-piadidian’ny …
  18. 1578 VI. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Tsy misy olona manana zo handray ny sakramentan’ny Filaharana. Satria, tsy misy afaka hibodo an’izany fiadidiana izany ho an’ny tenany ihany. Andriamanitra no miantso ho amin’izany [74] . Izay mino fa mahalala …
  19. 1579 VI. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Ny mpandraharaha voahosotra rehetra ao amin’ny Fiangonana latinina, afa-tsy ny Diakra maharitra, dia nofidìna ara-pomba mahazatra teo anivon’ireo olona mpino izay miaina ho mpitovo ary manana ny sitrapo hitandrina ny fitovoana “noho …
  20. 1580 VI. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Ao amin’ny Fiangonana tatsinanana, hatramin’ny taonjato maro mifandimby, dia misy fitsipi-pifehezana samy hafa mbola manan-kery : ny Eveka no hany notsongaina teo anivon’ny mpitovo, fa ny olona manambady kosa dia azo hamasinina …