Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2471
II. “Mijoro ho vavolombelon’ny fahamarinana”
Teo anatrehan’i Pilaty, dia nilaza ampahibemaso i Kristy fa tonga teto amin’izao tontolo izao Izy mba hijoro ho vavolombelona hanambara ny marina [80] . “Tsy ho menatra ny hijoro ho vavolombelon’ny Tompo” …
→
-
2472
II. “Mijoro ho vavolombelon’ny fahamarinana”
Ny adidin’ireo kristianina mandray anjara amin’ny fiainan’ny Fiangonana no manosika azy ireo hiasa ho vavolombelon’ny Evanjely sy ny adidy izay takìn’izany. Izany fijoroana ho vavolombelona izany no fampitana ny finoana amin’ny teny …
→
-
2473
II. “Mijoro ho vavolombelon’ny fahamarinana”
Ny maty martiry no fara tampon’ny fijoroana ho vavolombelona amin’ny fahamarinan’ny finoana ; izany dia ilazana ny fijoroana ho vavolombelona izay tonga hatrany amin’ny fahafatesana. Ny olona atao martiry no maneho ny …
→
-
2474
II. “Mijoro ho vavolombelon’ny fahamarinana”
Amim-pitandremana fatratra tokoa no nanangonan’ny Fiangonana ny fahatsiarovana an’ireo izay nandeha hatramin’ny farany mba hanamarinana ny finoan’izy ireo. Ireny no asan’ny Martiry. Ireny no tahirin-tsoratry ny Fahamarinana voasoratra amin’ny ra : Tsy …
→
-
2475
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Ny mpianatr’i Kristy dia “nitafy ny olom-baovao izay noarìna araka an’ Andriamanitra amin’ny rariny sy ny hitsiny ary ny fahamasinana izay avy amin’ny marina” (Efez 4,24). “Ario ny lainga” (Efez 4,25), dia …
→
-
2476
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Fiampangana lainga sy fianianan-tsy to . Rahefa naely ampahibemaso ny teny manohitra ny fahamarinana, dia mifono halehibeazana mangingina. Eo anatrehan’ny tribonaly, dia manjary fiampangana lainga izany [86] . Rahefa natao tamim-pianianana izany, …
→
-
2477
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Ny fanajana ny lazan ’ny olona dia mandrara ny fihetsika rehetra sy ny teny rehetra mahatonga fahavoazana tsy ara-drariny ho azy ireo [88] . Araka izany : - mahameloka ny olona ny …
→
-
2478
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Mba hisorohana ny fitsaratsarana foana, tsy misy porofo, aoka ny tsirairay hitandrina, araka izay azo atao, mba hitsikera amin’ny lafiny tsara, ny eritreritry namany sy ny teniny ary ny asany : Ny …
→
-
2479
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Manimba ny laza amam-boninahitry ny namana ny fanaratsiana sy ny fanendrikendrehana. Ny voninahitra anefa no fanaporofoana eo amin’ny fiaraha-monina, ny fahamendrehan’ny olombelona, ary ny tsirairay dia manana zo voa-Janahary itandrovana ny voninahitry …
→
-
2480
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Raràna ny teny na ny fihetsika rehetra atao amin’ny alalan’ny fandokafana , fanindrahindrana na famalifaliana ny namana, mba hamporisihana sy hanamarinana ny faharatsian’ny asany sy ny havetavetam-pitondran-tenany. Fahadisoana lehibe ny fanindrahindrana raha …
→
-
2481
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Ny fireharehana na fieboeboana dia anisan’ny fahadisoana manohitra ny fahamarinana. Toraka izany koa ny fanesoana izay mikendry hanambany olona amin’ny fanaovana kisarisary mampihomehy na manebaka, amin’ny fomba feno hasomparana, ny endriky ny …
→
-
2482
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
“Ny hoe lainga dia filazana zavatra tsy marina kendrena hamitahana” [91] . Ampahafantarin’ny Tompo fa tsanganasan-devoly ny lainga : “Ny devoly no ray niavinareo (...) tsy misy marina ao aminy : rahefa …
→
-
2483
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Ny lainga no fahotana mivantana indrindra amin’ny fahamarinana. Ny mandainga dia ny miteny na ny manao asa amam-pihetsika manohitra ny marina mba hamitahana. Amin’ny fanimbàn’ny lainga ny fifandraisan’ny olona amin’ny marina sy …
→
-
2484
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Ny amaritana ny halehiben’ny lainga dia arakaraka ireto : ny toetran’ny fahamarinana nosimbàny, ny toe-java-miseho, ny fikasan’ilay nandainga, ny fahavoazan’ilay nianjadiam-boina tamin’ny lainga. Raha fahotana madinika ny lainga tsotra amin’ny maha-lainga azy, …
→
-
2485
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Mahameloka ny lainga amin’ny maha-lainga azy. Fametavetana ny teny izay ilaina hampahafantarana ny hafa ny marina fantatra, ny lainga. Ny minia mamitaka ny namana amin’ny alalan’ny resaka manohitra ny marina dia fahadisoana …
→
-
2486
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Ny lainga (satria fanazimbàna ny hasin’ny firaiketana amin’ny marina) dia tena herisetra tokoa atao amin’ny hafa. Ny herim-pahazoan’ny olona mamantatra, izay fototry ny fahaiza-mandanjalanja rehetra sy ny fahaiza-manapa-kevitra rehetra, no simbàny. Ao …
→
-
2487
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana
Mitaky adidim-panonerana ny fahadisoana rehetra natao momba ny rariny sy ny marina, na dia efa voavela heloka aza ilay nanao izany. Raha sarotra atao ny manonitra hadisoana iray ampahibemaso, dia tsy maintsy …
→
-
2488
IV. Ny fanajana ny marina
Misy fepetra ny zo hampahafantatra ny marina . Tokony hampifanarahan’ ny tsirairay amin’ny fitsipiky ny fitiavana maha-mpiray tam-po araka ny Evanjely, ny fiainany. Takìn’io fitiavana maha-mpiray tam-po io, eo amin’ ny fisehoana …
→
-
2489
IV. Ny fanajana ny marina
Ny fitiavana sy ny fanajana ny marina no tokony hibaiko ny valy amin’ny fangataham-baovao na fampitam-baovao rehetra . Ny soa sy ny filaminan-tsainan’ny hafa, ny fanajana ny fiainana manokana, ny soa iombonana, …
→
-
2490
IV. Ny fanajana ny marina
Masina ny t siambaratelon’ny sakramentan’ny fampihavanana , ary tsy azo havoaka na inona inona lazaina ho antony. “Tsy azo ivadihana ny tsiambaratelo ara-tsakramenta ; noho izany, voarara tanteraka ny mpampikônfesy tsy hamoaka …
→