Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2786
III. Rai“ nay ”
Momba an’Andriamanitra ny hoe Rai“ nay ”. Io mpamaritra io, amintsika, dia tsy manambara fananana tsy akory, fa milaza fifandraisana tena vaovao amin’Andriamanitra.
→
-
2787
III. Rai“ nay ”
Rahefa miantso hoe Rai“ nay ” isika, dia manaiky aloha fa tanteraka ao amin’ny fanekem-pihavanana vaovao sady mandrakizay ao amin’i Kristiny ny fampanantenam-pitiavany rehetra nolazain’ny Mpaminany : manjary Vahoaka“ ny ” isika …
→
-
2788
III. Rai“ nay ”
Satria vavaky ny Vahoakany amin’ny “andro farany” ny Vavaky ny Tompo, koa ny hoe Rai“ nay ” dia maneho fa azo antoka marina ny fanantenantsika amin’ny fampanantenana farany ataon’Andriamanitra : ao amin’ilay …
→
-
2789
III. Rai“ nay ”
Rahefa manao ny vavaka hoe Rai“ nay ”, dia amin’ny Rain’i Jesoa-Kristy Tompontsika no ivantanan’ny vavaka ataontsika tsirairay. Tsy manasaraka ny maha-Andriamanitra isika, satria ny Ray no “loharano sy fiandohana” amin’izany, ka …
→
-
2790
III. Rai“ nay ”
Ara-pitsipi-panoratana amam-pitenenana, ny hoe “ anay ” dia ilazana zava-misy iray iombonan’ny maro. Tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ary eken’ireo izay naterany indray tamin’ny rano sy ny Fanahy [38] , tamin’ny alalan’ny …
→
-
2791
III. Rai“ nay ”
Noho izany, na misy aza ny fisaraham-bazana eo amin’ny kristianina, dia mijanona ho fananana iombonana sy antso maika ho an’ny vita batemy rehetra ny vavaka Rai“ nay ”. Noho ny fiombonam-pinoana an’i …
→
-
2792
III. Rai“ nay ”
Farany, raha tena manao tokoa ny vavaka “Rai nay ” isika, dia ho afaka amin’ny toe-tsain’ny samy maka ho azy, satria ny fitiavana izay raisintsika no manafaka antsika amin’izany. Ny hoe “ …
→
-
2793
III. Rai“ nay ”
Tsy afaka hanao ny vavaka Rai“ nay ” ireo vita batemy raha tsy mitondra eo Aminy an’ireo rehetra nanomezany ny Zanany malalany ho azy ireo. Tsy misy fefy ny fitiavan’Andriamanitra, ka tokony …
→
-
2794
IV. “Izay any an-danitra”
Io fiteny ara-baiboly io dia tsy midika toerana (“elanelan-toerana”), fa toe-pisiana ; tsy ny fahalaviran’Andriamanitra fa ny fahamboniana amam-piandrianany. “Tsy ivelan’ny toerana” ny Raintsika, fa “ambonin’izay rehetra” azontsika saintsainina ny amin’ny Fahamasinany. …
→
-
2795
IV. “Izay any an-danitra”
Ny fanehoana an’ohatra ny lanitra dia mamerina antsika amin’ny misterin’ny fanekem-pihavanana izay iainantsika rahefa mivavaka amin’ny Raintsika isika. Any an-danitra Izy, izay Fonenany, koa ny Tranon-dRay izany no “tanindrazantsika”. Avy ao amin’ny …
→
-
2796
IV. “Izay any an-danitra”
Rahefa manao ny vavaka “Rainay any an-danitra” ny Fiangonana, dia miaiky izy fa isika no Vahoakan’Andriamanitra efa mipetraka any an-danitra ao amin’i Kristy Jesoa [50] , miafina miaraka amin’i Kristy ao amin’ …
→
-
2797
IV. “Izay any an-danitra”
Ny fitokiana tsotra sy tsy mivadika, ny fahasahiana amim-panetren-tena sy amin-kafaliana, no toe-panahy mety ho an’izay manao ny vavaka Rainay.
→
-
2798
IV. “Izay any an-danitra”
Afaka miantso an’Andriamanitra ho “Ray” isika, satria ny Zanak’ Andriamanitra tonga olombelona no nanambara Azy tamintsika, izay ao Aminy, amin’ny alalan’ny Batemy, no nanakambanana sy nananganana antsika ho zanak’Andriamanitra.
→
-
2799
IV. “Izay any an-danitra”
Mampiombona antsika amin’ny Ray sy amin’i Jesoa-Kristy Zanany, ny vavaky ny Tompo. Mampiseho amin’ny tenantsika ny maha-isika antsika koa ny vavaky ny Tompo [54] .
→
-
2800
IV. “Izay any an-danitra”
Ny manao ny vavaka Rainay dia tokony hampitombo ao amintsika ny finiavana hanahaka Azy, ary koa ny fo manetry tena sy matoky.
→
-
2801
IV. “Izay any an-danitra”
Amin’ny fiantsoana hoe “Rainay” no italahoantsika ny Fanekem-pihavanana Vaovao ao amin’i Jesoa-Kristy, ny fiombonana amin’ny Trinite Masina ary ny fitiavan’Andriamanitra izay manerana ny lafy valon’ny tany, amin’ny alalan’ny Fiangonana.
→
-
2802
IV. “Izay any an-danitra”
Ny hoe “ izay any an-danitra ” dia tsy manondro toerana velively tsy akory, fa ilazana ny fahamboniana amam-piandrianan’Andriamanitra sy ny maha-ao am-pon’ny olo-marina Azy. Ny lanitra, ny Tranon’ny Ray, no tena …
→
-
2803
Ny Fangatahana fito
Rahefa avy nametraka antsika teo anatrehan’Andriamanitra Raintsika mba hitsaoka Azy, ho tia Azy ary hisaotra Azy ny Fanahy maha-zanaka, dia mampisondrotra avy ao am-pontsika ireo fangatahana fito, fisaorana fito. Ny telo voalohany, …
→
-
2804
Ny Fangatahana fito
Mitondra antsika mankany amin’ny Ray sy ho Azy ny fitambaran’ny fangatahana voalohany : ny Anaran ao , ny Fanjakan ao , ny Sitrapon ao ! Izany no toetra manokana ny fitiavana izay …
→
-
2805
Ny Fangatahana fito
Ny fitambaran’ny fangatahana faharoa dia manaraka ny fizotran’ny vavaka epikilezy sasantsasany amin’ny Eokaristia : izy no fanatitry ny fanantenantsika sy manintona ny mason’ny Rain’ny famindram-po. Misondrotra avy ao amintsika izy sady mahakasika …
→