IV. “Izay any an-danitra”

Laharana 2797 amin’ny Katesizy

Ny fitokiana tsotra sy tsy mivadika, ny fahasahiana amim-panetren-tena sy amin-kafaliana, no toe-panahy mety ho an’izay manao ny vavaka Rainay.

Loharano ôfisialy ↗